Dren Anosy

Dren Anosy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dren Anosy, Tolagnaro, Tôlagnaro.

RÉPUBLIQUE DE MADAGASCAR
Fitiavana-Tanindrazana-Fandrosoana

MINISTÈRE DE L'EDUCATION NATIONALE

DIRECTION RÉGIONALE DE L'EDUCATION NATIONALE ANOSY

Fankalazana ny faha 62 taona Fetim-pirenena Malagasy 26 Juin 2022  eto @ FARITRA ANOSY ---PERSONNELLES  DREN ANOSY
26/06/2022

Fankalazana ny faha 62 taona Fetim-pirenena Malagasy 26 Juin 2022 eto @ FARITRA ANOSY
---
PERSONNELLES DREN ANOSY

Fankalazana ny faha 62 taona Fetim-pirenena Malagasy 26 Juin 2022  eto @ FARITRA ANOSY ---PERSONNELLES  DREN ANOSY
26/06/2022

Fankalazana ny faha 62 taona Fetim-pirenena Malagasy 26 Juin 2022 eto @ FARITRA ANOSY
---
PERSONNELLES DREN ANOSY

Androany faha 3 Mai 2022 --Izao sary hitan-tsika izao dia manambara fa efa milahatra handray ny karaman'izy ireo, ireo M...
03/05/2022

Androany faha 3 Mai 2022
--
Izao sary hitan-tsika izao dia manambara fa efa milahatra handray ny karaman'izy ireo, ireo Mpampianatra ENF ( Maître FRAM) ato amin'ny DREN ANOSY.
---
Tsara ho marihina fa Tambin-karama na (Subventions) mandritra ny 12 volana no nomen'ny fanjakana indray mandeha.
ny Talem-paritrin'ny Fanambeazam-pirenena ato aminy faritra Anosy sy ireo mpiara-miasa aminy.
Photo : CISCO Amboasary Sud

VAOVAO MAHAKASIKA NY 👉SUBVENTIONS Mizotra sy mandeha ara-dalana ny fikarakarana ny Subventions ho an'ireo mpampianatra E...
08/04/2022

VAOVAO MAHAKASIKA NY 👉SUBVENTIONS
Mizotra sy mandeha ara-dalana ny fikarakarana ny Subventions ho an'ireo mpampianatra ENFs FRAM rehetra ato aminy Dren Anosy.
Raha natao ny Kajikajy rehetra dia hita fa maharaka ( 6 BIMESTRES) ny Tambin-karama ho azon'ireo Mpampianatra ENFs Primaires rehetra ato @ DREN ANOSY (CISCO TAOLAGNARO; AMBOASARY SUD ARY BETROKA)
Ho an'ireo Mpampianatra ENFs LYCÉE koa dia mahazo 4 volana (2 Bimestre ), ny Mpampianatra Préscolaire koa dia mahazo 4 volana ( 2 Bimestres ) Ary ny Mpampianatra Collège rehetra dia mahazo 8 volana (4 Bimestres).
👉👉 Araka ny resakin'i Talem-paritrin'ny Fanambeazam-pirenena ato aminy faritra Anosy (DREN) dia omena Daholo ireo arrière rehetra izay tsy voaloa nandritra ny taom-pianarana 2020-2021.
👉👉 Efa misy ny BDP sasany mety hivoaka avant Pâques.
DE: RESPONSABLE ENFS DREN ANOSY
👉 Mīörå Flõrlÿs sy Christophe Renosy

SALAMA TOMPOKOTanteraka soa aman-tsara ny Championnat Régional ny Sport scolaire  eto amin'ny DREN ANOSY ny 26 -27 ary 2...
31/07/2018

SALAMA TOMPOKO
Tanteraka soa aman-tsara ny Championnat Régional ny Sport scolaire eto amin'ny DREN ANOSY ny 26 -27 ary 28 Jolay 2018

13/07/2018

SPOT-CHAMPIONNAT REGIONALE DU SPORT SCOLAIRE"FAGNEAGNE" 2018- DREN ANOSY

Salama Tompoko,Androany Alarobia faha 13 Jona 2018 dia nosokafana amin'ny fomba ofisialy eto amin'ny CEG Tanambao Tolagn...
14/06/2018

Salama Tompoko,
Androany Alarobia faha 13 Jona 2018 dia nosokafana amin'ny fomba ofisialy eto amin'ny CEG Tanambao Tolagnaro ny fankalazana ny andron'ny ankizy. Nanatrika izany ny DREN ANOSY sy ny CHEF CISCO TOLAGNARO ary ny Talem-paritry ny mponina Anosy sy ny Talem-paritra maro eto Tolagnaro ary ny Ray aman-dReny eto an-tanàna sy ny mpianatra. Samy nanao fanentanana momba ny zon'ny ankizy ireo izay nandray fitenenana.

Vitasoa ary nilamina ny lanonana.

Misaotra tompoko.

Salama Tompoko !Androany Zoma 11 Mai 2018 maraina dia tonga teny amin'ny CEG ANDREFANDRANOny ATR Unicef aty amin'ny Fari...
14/05/2018

Salama Tompoko !
Androany Zoma 11 Mai 2018 maraina dia tonga teny amin'ny CEG ANDREFANDRANO
ny ATR Unicef aty amin'ny Faritra ANÔSY niaraka tamin'ny Chef CISCO sy ny
Adjoint Programmation ary ny Adjoint Pedagogique mba hanomana ny
fahatongavan'ny Ambassadeur Coréen izay ho tonga aty Amboasary ny Zoma 18
Mai 2018 maraina araka ny programa izay nalefa taminay hijery ny asa
fanamboarana ny Sekoly CEG ANDREFANDRANO sy hitsidika ny EPP ANKILIMIARY ka
tamin'izany no nihaonana tamin'ireo Mpampianatra sy ireo mpanambotra ny
Sekoly mba handaminana ny zavatra tokony hatao amin'izany. Ny anio
tolakandro dia nandalo teny amin'ny EPP ANKILIMIARY ihany koa izahay ireo
mba hanomana an'izay fahatongavan'ny vahiny izay ka niresadresaka
tamin'ireo Ray aman-dRenin'ny Mpianatra, ny Mpampianatra ary ny mpianatra.
Tsara ho marihina fa ireo sekoly roa ireo hatreto no fantatra fa
hanaovan'ireo vahiny ireo fitsidihana araka izao programa azonay izao :

18 mai à 7h 30 : EPP Ankilimiary : Visite sur construction / formation peda
des enseignants /dotation manuels/ cran primaire

18 mai à 8h 30 : CEG Andrefandrano : Visite sur Construction en cours /
formation et dotation manuels. Indro misy sary vitsivitsy anehoana
an'izany. Misaotra ary mankasitraka anareo ao amin'ny UNICEFizay tsy
manadino anay aty amin'ny CISCO AMBOASARY.

MPANABE MIFETY Vita soa aman-tsara ary nizotra ampilaminana tanteraka ny lanonana fifampiarahaban'ny Mpanabe taty amin'n...
10/02/2018

MPANABE MIFETY
Vita soa aman-tsara ary nizotra ampilaminana tanteraka ny lanonana fifampiarahaban'ny Mpanabe taty amin'ny DREN Anosy tamin'ny 09/02/2018 ary afa-po tanteraka ireo Mpanambe rehetra na dia somary ratsy aza ny toe-trandro. toy izao hita eo aminy sary io ny ambiansy nandritra izany

Address

Tolagnaro
Tôlagnaro
614

Opening Hours

Tuesday 08:00 - 06:00
Wednesday 08:00 - 06:00
Thursday 08:00 - 06:00
Friday 08:00 - 06:00

Telephone

+261347146330

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dren Anosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Dren Anosy:

Shortcuts

Share