Hay TIC Itasy

Hay TIC Itasy TIC pour les étudiants

Ity ndray nama ah
20/09/2022

Ity ndray nama ah

Ity indray nama ah!!! Application "Translate all" afahana mianatra fiteny vahiny amin'ny alalan'ny fandikateny ao aminy....
30/08/2022

Ity indray nama ah!!! Application "Translate all" afahana mianatra fiteny vahiny amin'ny alalan'ny fandikateny ao aminy. Anisan'izany ny allemand, ny espagnol ary ny anglais.
Maimaimpoana ny fampiasana azy rehefa azo avy amin'ny play store.

Application qui nous permet d'apprendre des langues , telles que l'allemand , spagnol , english.
Elle peut télécharger depuis l'application playstore. Une fois l'application est disponible c'est gratuit de l'utliser.🤝👍

Ity ndray nama ah!!!! Rohy afahana manao "vidéoconférence" raha te hiresaka amin'ny mpampianatra , namana. Tsy olana ny ...
30/08/2022

Ity ndray nama ah!!!!

Rohy afahana manao "vidéoconférence" raha te hiresaka amin'ny mpampianatra , namana. Tsy olana ny elanelan-tany e !https://meet.google.com/xgs-vgdn-nny

Ny google meet dia natao hoan'ny olona te hifanerasera mifankahita-tava kanefa mifanalavitra. Tsy mandany "forfait" betsaka raha oharina amin'ny hafa.Afaka ampiasaina raha te hifandray amin'ny mpiara-mianatra na ny mpianatra , toy tamin'ny aretina covid-19 izay tsy nahafahana nivoaka ny trano dia nampiasana izy io.

voici un lien pour faire une vidéoconférence .Si vous voulez parler avec le professeur , ou si vous voulez parler avec des amis, etc... https://meet.google.com/xgs-vgdn-nny.
Google meet est conçu pour les personnes qui souhaitent communiquer en face à face mais qui sont éloignés.Cela ne coûte pas cher par rapport à l'autre application de vidéoconférence. Elle peut être utilisée pour communiquer avec des enseignants ou étudiants.

Ity indray nama ah! Ny "Pinterest" dia "application" ahitana  safidy be dia be , afaka manao fikarohana . Ohatra fikaroh...
30/08/2022

Ity indray nama ah!
Ny "Pinterest" dia "application" ahitana safidy be dia be , afaka manao fikarohana . Ohatra fikarohana boky. Rehefa soratanao ny titre boky tadiavina dia misy safidy maro asehony miaraka amin'ny lohateny isan-karazany.
Pinterest offre tellement d'options , nous pouvons effectuer une recherche. Exemple de recherche, de livre lorsque vous saisissez le titre du livre , de nombreuses options s'offrent à nous , comme le montre le capture d'ecran

Exemple: livre de communication , il donne une sélection de livres avec différents titres.

28/08/2022

Ity ndray nama ah!
Rohy afahana manao vidéoconférence, raha te hiresaka amin'ny mpampianatra, na namana sns👉

Real-time meetings by Google. Using your browser, share your video, desktop, and presentations with teammates and customers.

Address

Antranoroa
Soavinandriana
118

Telephone

+261338211272

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hay TIC Itasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Hay TIC Itasy:

Shortcuts

Share