π™·πš˜πšœπš™πš’πšπšŠπš•πš’πšπš’ πšƒπš›πšŠπš’πš—πš’πš—πš π™Έπš—πšœπšπš’πšπšžπšπšŽ π™Όπšπš

  • Home
  • Madagascar
  • Sambava
  • π™·πš˜πšœπš™πš’πšπšŠπš•πš’πšπš’ πšƒπš›πšŠπš’πš—πš’πš—πš π™Έπš—πšœπšπš’πšπšžπšπšŽ π™Όπšπš

π™·πš˜πšœπš™πš’πšπšŠπš•πš’πšπš’ πšƒπš›πšŠπš’πš—πš’πš—πš π™Έπš—πšœπšπš’πšπšžπšπšŽ π™Όπšπš Shaping future hospitality leaders. Professional training in hotel & restaurant excellence. Practical skills. Global standards. Real opportunities.

Join us and build the skills that open doors to international career opportunities.

22/08/2026

Ndao indray resahana ny food Allergies.

Ny food allergies dia isany zavatra mila tandreman’ny serveur na serveuse rehefa eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena . Mazava ho azy fa ny serveur na serveuse no isany mi-assurer ny sΓ©curitΓ© ny client izay servi-nao .

Ny eto Madagascar moa otrany mandeha ho azy izy io nefa ny allergies dia mety mahafaty . Indraindray isika mety mahita olona avy mihinana sakafo dia maty na marary avieo . matetika lazaina fona hoe nahazo poison lay olona nefa mety ho allergies an’ilay sakafo Nohaniny izy fa tsy fantany hoe manana an’izay allergie zay izy . Izay indrindra no mahatonga azy maha sarotiny eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena satria mety mahafaty izy io .

Inona zany no tokony atao ? Tsotra , alohany hi-servir sakafo dia tsy maintsy hanontaniana ilay client hoe sao dia misy allergies na sakafo manokana tsy azo hoaninao ? Ny antony dia mba afahanao mitandrina ny sakafo arosonao . Rehefa misy allergies ilay olona dia mila assurena tsara ilay sakafo tsy hifampikasoka amin’ny sakafo hafa mba tsy ho cross-contaminΓ© .

Ho jeren-tsika amin’ny manaraka hoe inona daholo no mety Maha-allergies ny olona iray .

Raha mahaliana anao ny formation ato π™·πš˜πšœπš™πš’πšπšŠπš•πš’πšπš’ πšƒπš›πšŠπš’πš—πš’πš—πš π™Έπš—πšœπšπš’πšπšžπšπšŽ π™Όπšπš dia misoratra anarana dieny izao fa 1 septembre 2026 ny fidirana manaraka .

Contact : +261 38 75 632 94

22/08/2026

Maro be ary tsy ampoizinao ny zavatra hianarana ao ambadikiny asan’ny serveur izany raha te hanaraka ny norme international isika . Ny serveur eto Madagascar moa dia vitsy dia vitsy no manaraka ny norme tena izy fa Samy manao izay fantany 😊

Ny fomba fanolorana sakafo hoan’ny client fotsiny no azavaiko kely eto . Rehefa mi-serve na manolotra ilay sakafo hoan’ny client isika dia tokony amin’ny sisiny an-kavanana foana no hanolorana azy ary mifindra manao clock-wise na dans le sense des aiguilles d’une montre rehefa hi-serve ny client manaraka .

Tadidio kosa anefa , raha misy zazakely ny iray latabatra eo , dia ny zazakely no hanolorana sakafo voalohany , manaraka azy ny vehivavy ary ny lehilahy no farany . Raha tsy misy zaza kosa dia ny vehivavy no voalohany (ladies first )

Raha mahaliana anao ny hianatra ny tena asan’ny serveur dia Midira ato π™·πš˜πšœπš™πš’πšπšŠπš•πš’πšπš’ πšƒπš›πšŠπš’πš—πš’πš—πš π™Έπš—πšœπšπš’πšπšžπšπšŽ π™Όπšπš fa hampianarinay anareo izany .

Raha tsy Mbola mahay miteny Anglais kosa Na dia kely aza dia vonona handray anao koa izahay satria misy Anglais special hotelier et restaurant. Mandray dΓ©butant(e) izahay .

MisorΓ ta anarana dieny izao fa 1 septembre ny fidirana manaraka .

Contact : +261 38 75 632 94

Tout le monde ne peut pas exercer le mΓ©tier de serveur ou de serveuse, surtout Γ  l’international.  On pourrait se dire :...
19/08/2026

Tout le monde ne peut pas exercer le mΓ©tier de serveur ou de serveuse, surtout Γ  l’international.
On pourrait se dire : "Prendre des commandes et servir des clients, je peux le faire mΓͺme sans formation, non ?" πŸ€”
Non. Pour devenir un serveur ou une serveuse professionnelle, il faut rΓ©pondre aux critΓ¨res que vous voyez sur l’image.

Γ€ π™·πš˜πšœπš™πš’πšπšŠπš•πš’πšπš’ πšƒπš›πšŠπš’πš—πš’πš—πš π™Έπš—πšœπšπš’πšπšžπšπšŽ π™Όπšπš, nous sommes prΓͺts Γ  vous former pour devenir un vrai professionnel du service.

πŸ“ž Pour plus d’informations : +261 38 75 632 94

N.B : Nous proposons Γ©galement des cours d’anglais spΓ©cialement conΓ§us pour l’hΓ΄tellerie et la restauration, ouverts mΓͺme aux dΓ©butants.
πŸ“… Les inscriptions pour la prochaine session sont toujours ouvertes. La rentrΓ©e aura lieu le 1er septembre.

Une journΓ©e riche en apprentissage et en partage pour nos Γ©tudiants aujourd’hui.🌴🌊Cette sortie avait un vrai objectif pΓ©...
18/08/2026

Une journΓ©e riche en apprentissage et en partage pour nos Γ©tudiants aujourd’hui.🌴

🌊Cette sortie avait un vrai objectif pédagogique : mettre en pratique les cours sur le terrain, développer de nouvelles compétences et découvrir le monde professionnel.✨

Nous sommes ravis de voir nos apprenants Γ©voluer et se dΓ©passer Γ  chaque expΓ©rience. Un grand merci pour votre motivation et votre implication !πŸ₯‚

πŸ“’ Les inscriptions 2026 sont officiellement ouvertes !
Vous souhaitez vous lancer dans l’hΓ΄tellerie et la restauration ?🍹🍸🍷🍴🍽️

πŸ₯³ Nous proposons aussi des cours d’anglais pour les dΓ©butants qui veulent renforcer leur niveau avant d’intΓ©grer la formation.
RentrΓ©e : 1er Septembre
Contactez-nous en MP ou par tΓ©lΓ©phone/WhatsApp : 038 75 632 94 πŸ“ž
Rejoignez-nous et construisez votre avenir avec nous !

17/08/2026

Complain handling & problem solving .

Isany zavatra mila hay ireo zavatra ireo rehefa miasa amin’ny restaurant en tant que serveur na serveuse. Ny eto Madagascar moa ny ankamaroany restaurant rehefa mitaraina ny qualitΓ© sakafo ny client , ny ankamaroany dia vava ratsy no azo .

Raha hiasa eo amin’ny sehatra iraisam-pirenenena , na an-tsambo dia mila hainao mi-react raha mitaraina ny qualitΓ© ny sakafo ny client ary Fady dia Fady ny manome vava ratsy ny client . Isany programa hianarana ato amin’ilay formation HΓ΄tellerie et restaurantion ato π™·πš˜πšœπš™πš’πšπšŠπš•πš’πšπš’ πšƒπš›πšŠπš’πš—πš’πš—πš π™Έπš—πšœπšπš’πšπšžπšπšŽ π™Όπšπš ny hoe how to handle guest complain .

Raha mahaliana anao ny formation ato aminay , na formation serveur na cours d’anglais dia antsoy ny +261 38 75 632 94

Fidirana : 1 septembre 2026

16/08/2026

Tsy ny olona rehetra no afaka manao asan’ny serveur na serveuse indrindra raha eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena .

Mety mieritreritra isika hoe haka commande sy hi-servir olona koa ve dia tsy haiko na tsy niofana ny amin’izany aza aho ? πŸ€”

Tsia tompoko , raha te ho lasa serveur na serveuse matihanina ianao dia Mila mahafeno ireo fepetra ambany hita amin’ny sary ireo .

Ny ato π™·πš˜πšœπš™πš’πšπšŠπš•πš’πšπš’ πšƒπš›πšŠπš’πš—πš’πš—πš π™Έπš—πšœπšπš’πšπšžπšπšŽ π™Όπšπš dia vonona hanofana anao mba ho lasa matihanina amin’ny asan’ny serveur na serveuse .

Raha mila fanazavana fanampiny momba ny Fiofanana misy aminay dia antsoy ny : +261 38 75 632 94

N.B : misy koa ny cours d’Anglais spΓ©cial hoan’ny hΓ΄telier et restauration ary mandray na dia Mbola dΓ©butant aza ianao .

14/08/2026

Isany mahatsara miasa amin’ny dΓ©partement restaurant ny fazahoana pour boire .

Ny ao anaty sambo aloha no lazaiko sy azavaiko eto . Ny ankamaroany Amerikanina dia tia manome pour boire raha hoarina amin’ny europeanina . Izany indrindra no mahatsara miditra amin’ny sehatriny restauration aboard . Tsy miteny aho ratsy NY dΓ©partement hafa fa ny tsy hitoviany na Samy miasa mafy dia ny vola miditra . Raha miditra housekeeping ianao ohatra , sarotra ny mahazo pour boire nefa Mbola ela koa vao miakatra position satria vitsy dia vitsy position ao amin’ny housekeeping . Raha stateroom attendent no azo lazaina be vola nefa dia antaonany maro no vitanao vao mety ahazo chance tafiakatra stateroom attendant .

Raha galley steward kosa no hidiranao dia Γ©tape iray ihany no afahanao mivoatra avy amin’ny galley steward dia sy superviseur . Nefa tsy misy pour boire avy amin’ny client mihitsy ao .

Ny ato amin’ny restaurant kosa anefa dia maro be ny Tolotra afahanao mahazo Γ©volution de CarriΓ¨re no efa misitraka pour boire ianao manomboka amin’ny position ambany indrindra dia ny restaurant attendant . Eny , manomboka restaurant attendant ianao dia efa afaka mahazo pour boire satria efa mifanerasera amin’ny client ianao . Raha tafiakatra assistant waiter kosa dia miakatra ny karama miampy ilay pour boire , dia tahaka izay koa rehefa lasa waiter . Raha lasa manager na superviseur na head waiter moa ianao dia na tsy misy pour boire intsony fa ny karamanao dia ampy hivelonamanao tsara .

Raha asa an-tsambo no visagΓ©nao dia ny dΓ©partement restaurant ny option tsara indrindra hoan’ny novice noho ireo antony lazaiko Ambony ireo . Mila manana fahaizana tsara mikasika ilay asa anefa ianao raha te hampitombo chance azahoanao ilay asa .
Ny formation ato π™·πš˜πšœπš™πš’πšπšŠπš•πš’πšπš’ πšƒπš›πšŠπš’πš—πš’πš—πš π™Έπš—πšœπšπš’πšπšžπšπšŽ π™Όπšπš dia manaraka ny standard takiany asa an-tsambo , na hotely lehibe . fiofanana 100% en Anglais . Raha tsy Mbola mahay Anglais ianao dia misy cours d’anglais koa ato aminay izay anglais spΓ©cial hoan’ny hΓ΄tel et restaurant . Mandray na dia Mbola dΓ©butant (e) aza ianao .

Raha mila fanazavana fanampiny na te hisoratra anarana dia antsoy ny +261 38 75 632 94

Fidirana : 1 septembre 2026

Pour ceux qui sont intΓ©ressΓ©s par le cours d’Anglais spΓ©cial hΓ΄tellerie et restaurant, mΓͺme si vous ne savez pas encore ...
13/08/2026

Pour ceux qui sont intΓ©ressΓ©s par le cours d’Anglais spΓ©cial hΓ΄tellerie et restaurant, mΓͺme si vous ne savez pas encore parler, nous pouvons vous accueillir.
La durΓ©e des cours est de 3 mois.

Nous proposons aussi une formation en hΓ΄tellerie et restauration(serveur ou serveuse), rΓ©servΓ©e aux personnes qui parlent dΓ©jΓ  Anglais.
La durΓ©e de la formation est de 3 mois.
Si vous ne parlez pas encore Anglais, vous pouvez d’abord suivre le cours de langue.

Pour ceux qui sont intéressés par la création de CV ATS + lettre de motivation spécial pour les emplois en bateau de croisière, nous pouvons également vous les préparer.

Pour plus d’informations, appelez le : +261 38 75 632 94πŸ“ž

Mbola mitohy ny fisoratana anarana ato π™·πš˜πšœπš™πš’πšπšŠπš•πš’πšπš’ πšƒπš›πšŠπš’πš—πš’πš—πš π™Έπš—πšœπšπš’πšπšžπšπšŽ π™Όπšπš . Hoan’izay Liana Amin’ny cours d’Anglais spΓ©c...
11/08/2026

Mbola mitohy ny fisoratana anarana ato π™·πš˜πšœπš™πš’πšπšŠπš•πš’πšπš’ πšƒπš›πšŠπš’πš—πš’πš—πš π™Έπš—πšœπšπš’πšπšžπšπšŽ π™Όπšπš .

Hoan’izay Liana Amin’ny cours d’Anglais spΓ©cial hΓ΄tellerie et restaurant na tsy mbola mahay mihitsy ianao dia afaka raisinay. Maharitra 3 volana ny fianarana .

Misy koa ny formation en hΓ΄tellerie et restauration ( serveur na serveuse ) , natokana hoan’olona efa mahay miteny Anglais . Maharitra 3 volana Lay formation . Raha tsy mbola mahay ianao dia afaka manao ilay cours de langue aloha .

Ho anao izay liana amin’ny fanamboarana CV ATS + lettre de motivation special hoan’ny asa an-tsambo dia afaka Manamboatra koa izahay .

Raha mila fanazavana fanampiny dia Antsoy ny : +261 38 75 632 94

10/08/2026

HOSPITALITY TRAINING INSTITUTE MDG 🚒🏨
_L’excellence pour les mΓ©tiers de l’hΓ΄tellerie_

Le monde de l’hΓ΄tellerie recrute des profils formΓ©s et opΓ©rationnels.
Le Hospitality Training Institute Mdg vous prépare aux exigences des grands hôtels, que ce soit à terre ou en croisière.

Ce qui fait notre diffΓ©rence
Nos cours sont basΓ©s sur l’anglais professionnel. C’est pourquoi nous intΓ©grons un *cours d’Anglais ✨ HΓ΄tellerie-Restauration* Γ  la formation.
Parce que parler anglais, c’est LA clΓ© pour Γ©voluer et dΓ©crocher les meilleurs postes.

BasΓ©s Γ  *Tamatave*, nous accueillons tous les candidats motivΓ©s, d’ici ou d’ailleurs.

N’attendez plus. Rejoignez-nous.
πŸ“ž Contact & Inscriptions : +261 38 75 632 94

Address

Sambava , Madagascar οΏ½
Sambava
208

Telephone

+261346471999

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when π™·πš˜πšœπš™πš’πšπšŠπš•πš’πšπš’ πšƒπš›πšŠπš’πš—πš’πš—πš π™Έπš—πšœπšπš’πšπšžπšπšŽ π™Όπšπš posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to π™·πš˜πšœπš™πš’πšπšŠπš•πš’πšπš’ πšƒπš›πšŠπš’πš—πš’πš—πš π™Έπš—πšœπšπš’πšπšžπšπšŽ π™Όπšπš:

Shortcuts

Share

Category