23/03/2024
๐ญ๐จ๐ต๐จ๐ฉ๐ฌ๐จ๐๐จ๐ต๐จ ๐ป๐บ๐ ๐จ๐ป๐จ๐ถ ๐บ๐จ๐ฒ๐จ๐ต๐จ
_________
๐ค Anao ve favy nakivinolo t@ raha tienao, natanolo fa "๐ก๐ ๐ฆ ๐๐๐ ๐ ๐๐๐๐ ๐ง๐๐๐๐ฆ", "๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐ง๐๐", "๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐ก๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ฆ ๐ง๐๐.. ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐ฆ..." โ๐
๐ Atsika jiaby io samy victime ny , fa tsy voatery ratsy ny conditionnement jiaby.
Ny processus de la socialisation izay nihaignantsiky nanomboko atsika zaza dia isany mahatonga azy io.
Zaza araiky dia teraka, beaziny ray-amandreny sy ny sekoly ary ny fiarahamonina.
Noho izegny, maro ireo fomba sy fagnabehazagna namboly, endriky fifehezagna, fahazaragna ary ny fitsipika sns...
๐ Saingy, tsy voatery hanakagna anao tsy hiaigny izay raha tienao sy ny nofinofinao, na dia eo ny contraintes ny fiaraha-monina sy ny fianakaviana.
๐ฏ Tsy hoe mila mandroso fogna amin'ny fiainana fa ๐บ๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐บ๐ถ๐น๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐๐ผ๐บ-๐ฝ๐ถ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ary ๐ผ๐น๐ผ ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ผ๐ฟ๐ ๐บ๐ฎ ๐๐ถ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ถ๐ผ?
๐ค Zahava ely raha jiaby niaignanao laiky tamin'ny fahazazagnanao, ino amin'ny fagnabehazagna anao, na raha nambolienao amin'ny saigninao mety manakagna anao amin'ny tanjognonao?
โ
Zava-dehibe ny fahafantaranao ino aby raha mi conditionnรฉ anao.
โ Aza mitsara ny ray aman-dreninao noho ny fanabeazana namieny anao, satria anao tsy tomponandraikitry ny fahazazagnanao, fa kosa, ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ ๐ณ๐ผ ๐๐ผ๐บ๐ฝ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ถ๐๐ฟ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ด๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ด๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ.
๐ Ny fahazaragna sy fitondrantegna izay heverinao farany madiniky dia , ambila eky ilay hitanao fa tsy mahasoa anao.
๐ ๐ฅ๐ฒ๐๐ฒ๐ฟ๐๐ฒ๐ฟ ๐ฑ๐ถ๐ฒ๐ป๐ ๐ถ๐๐ฎ๐ผ ๐ป๐ ๐ฝ๐น๐ฎ๐ฐ๐ฒ-๐ป๐ฎ๐ผ fa ๐๐ผ๐ฎ๐ณ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ด๐ป๐ฎ zay karakarainay io.
๐ฉ ๐ ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ MP @ AGIRS SAVA Madagascar
๐บ na ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ @ QG AGIRS Ambalamanasy AntanifotsyII
๐ฒ na ๐ฎ๐ป๐๐๐ผ๐๐ฎ 032 24 435 97
:
๐๐๐๐๐ฅ๐๐ญ ๐ฉ๐ข๐จ๐ฆ ๐๐ ๐ฉ๐ข๐ฆ ๐๐ข๐ก๐๐๐ง๐๐ข๐ก๐ก๐๐ ๐๐ก๐ง๐ฆ ๐
Iarahagna amin'i Jessie Eddyna Raz , ๐๐๐๐ก๐๐๐๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ก๐๐ฆ ๐๐ฆ ๐๐๐ก๐๐๐๐ ๐ ๐๐ก๐ ๐๐๐๐'๐๐ฆ AGIRS
Plus d'informations :
Cliquer ๐ https://www.facebook.com/100064507673612/posts/789222836571298/?app=fbl