31/05/2025
Wushu Legend Yuan Wenqing demonstrates Changquan Taolu in 1990
🇨🇳☯ WUSHU (Art Martiaux Chinois)☯🇲🇬
Antananarivo - Avaradrano - Sab/Nam
23/02/2025
🤜🏻🫷🏻
23/02/2025
Tontosa soa aman-tsara ny fifidianana ny filoha vaovao hitantana ny Wushu Fédération eto Madagasikara.
Ny filoha teo aloha RAMAHERISON JOSE-Maître GAO no mbola lany tamin'ny fifidianana izay natao.
Ny club Law Of Shaolin Shu Sab/Nam dia faly miarahaba ny filoha Vaovao RAMAHERISON JOSE - Maitre GAO sy ny Mpiara-miasa aminy rehetra ary isika Mpikambana sy Mpikatroka rehetra.
Madagascar Wushu Fédération - MWF 武术 马达加斯加 联邦
06/02/2025
27/01/2025
Fifiarahabana nahatratrarana ny taona vaovao 2025 niarahana t@ ireo mpikatroka wushu eto anivon'ny commune sabotsy -Namehana izay tarihan sifu Mamy , notanterahina omaly 26 janoary 2025 .
Ny club Law Of Shaolin Shu sab/Nam dia mirary taona feno fahombiaza ho antsika rehetra .
18/01/2025
Dia Mbola Mamerina hatrany ny Fiarahabana sy fisaorana ny Filohan'ny Fédération Wushu eto Madagasikara RAMAHERISON JOSE - Maitre GAO Nahatratra ity taona vaovao 2025.
Anisany Nisitraka ny Autorisation d'enseignement izay natolotrin'ny filohan'ny Fédération moa ny mpiangaly vitsy vitsy tato amin'ny Club L2S Sabotsy Namehana, izay afahan'izy ireo mitantana sy manangana club vaovao mihorina aradalàna eo anivon'ny Fédération. 🙏
Ho taona feno fahombiazana sy fandrosoana ho antsika tsirairay avy anie ity taona ity 🙏.
20/08/2024
Rakitsary vitsivitsy tamin'ny fiarahana ny Alahady 18 aogositra lasa teo...❤
18/08/2024
Nafinaritra ny fiarahana androany izay nototosaina tao am Espace Bouba Sport Ambotrinimanga ❤
Notanterahina tamin'io fotoana io ihany koa ny Remise de grade ho an'ireo ankizy mpikatroka.
04/07/2024
Mety ahasoa anao ity
fitsaboana maimaipoana🙏🏻
fitsaboana manaraka ny fomba Shaolin mu izy ito ka mandefasa hafatra miafina aminy pejy MWF Madagascar Wushu Fédérarion✨