COURS particulier MATHS PC SVT BEPC, BAC A C D

COURS particulier MATHS   PC  SVT  BEPC, BAC A C D

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from COURS particulier MATHS PC SVT BEPC, BAC A C D, Education, Sabotsy-Namehana.

11/10/2021

Tandremo taraiky ianao fa manomboka ny 😍 COURS PREPA 😍

Antsoy anaty daholo ny akama dia homanina ny concours.

Ianao afaka no tanjonay.
Hampianarina anao ny fika mora indrindra hiatrehana ny concours.

Mpampianatra ampy traikefa tsara : Prof Université Polytechnique Vontovorona mihitsy no mampianatra anao ka ho azavaina anao ny fomba fiady mora indrindra.

Tadidio fa matières efatra isaniny mianatra no hainao 😊

👉 Talata 11 oktobra izao no manomboka

👉TOERANA : LYCEE PRIVE MASCA Sabotsy Namehana

👉A ne pas rater (Azonao fotoana io ny lesona MATHÉMATIQUES, CHIMIE, PSYCO rehetra, fampianarana azo antoka, sarany mirary)

👉Raha mila fanazavana fanampiny : Mp avy hatrany
📞 0341627579

28/09/2020

😍😍 Indro ary ilay nandrasanao😍😍

🔐FARADOBOKA MATHEMATIQUES A_C_D avec 🔥

👇 (identifeo ao @ coms daholo ny akama ka hilazao fa fotoana io no hanomezana anao ny TUTORIEL fanaovana STAT sy FONCTION, SUITE)
🆗BONUS TA-TC-TD : (STATISTIQUES + FONCTION+ SUITE)
👉 Homena fotoana io ny TUTORIEL fampiasana calculatrice @ STAT ka ampidirina fotsiny ny tableau dia avoakany avokoa ny valiny rehetra : points moyens G, variances, écart-types, équation de la droite, estimation, sns. (5pts / 5) 😋
👉 Homena fotoana io ny TUTORIEL fampiasa calculatrice @ FONCTION ka ampidirina fotsiny ilay FONCTION dia avoakany avokoa ny : Traçage, limites, branches infinies, signe, TV, sns 😊😁
👉 Homena fotoana io ny triche @ SUITE ka jerena fotsiny dia fantatra mialoha daholo ny valiny.👌

🔥BAC C-D : 🔐MATHS :
1 ère vague (Samedi 26 Septembre 2020 [07h – 11h])
2 ème vague (Samedi 10 octobre 2020 [07h – 11h])

🔥BAC A-C-D : 🔐MATHS (Samedi 01 Août 2020 [07h – 12h])
1 ère vague (Samedi 03 octobre 2020 [07h – 10h] ou [10h-12h30])
2 ème vague (Samedi 17 octobre 2020 ou [10h-12h30])

🆗 PAF : 2000 Ar
🆗TOERANA : LYCEE PRIVE MASCA Sabotsy Namehana
A ne pas rater (Azonao ao anatiny fotoana io ny lesona sy ny fampiarana MATHEMATIQUES rehetra , fampianarana azo antoka, sarany mirary)
💡Raha mila fanazavana fanampiny : Mp avy hatrany.
Tongava manao aty aminay raha eto ianao.
☝️👍Partage Max SVP. Merci !💯
💯A ne pas rater ;) 🆗
Aza adino ny mitondra MACHINE A CALCULER sy izay sujets rehetra tsy hainao.

Photos from COURS particulier MATHS   PC  SVT  BEPC, BAC A C D's post 24/07/2020

RESUMES SUR LA FONCTION
LOG et EXPO

Photos from COURS particulier MATHS   PC  SVT  BEPC, BAC A C D's post 18/07/2020

Bonjour ny rehetra ato @ groupe 😊
SUJET PHYSIQUE D 2016
ketreo fa alefako eto ny corrigés 😉
aza adino ny mi-partager sy mi-identifier ny namanao fa mety hahasoa azy izany 👌
bonne journée daholo 😍

10/07/2020

LEÇON SUITE NUMERIQUE
MATHÉMATIQUES 1ère S/TA

10/07/2020

MATHÉMATIQUES
COMPLEXE
ketreo fa ho avy eto ny corrigés 😊 😉 aza adino ny mi j'aime sy mi-partager au max 👌

10/07/2020

MATHÉMATIQUES
COMPLEXE
Ketreo fa ho avy ny eto ny corrigés 😊 😉 aza adino ny mi-j'aime sy mi-partager au max

Want your school to be the top-listed School/college in Sabotsy-Namehana?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Sabotsy-Namehana