Ecole Privée Le Soleil Tsinjomitondraka

Ecole Privée Le Soleil Tsinjomitondraka Sekoly tsy miankina, mandray zaza 2 taona no ho miakatra. Misy ny Prescolaire-Primaire-Collège

Isaorana manokana ianareo mpianatra sy Ray aman-drenin'ny Mpianatra fa tontosa soa aman-tsara ilay Journée des écoles
20/02/2026

Isaorana manokana ianareo mpianatra sy Ray aman-drenin'ny Mpianatra fa tontosa soa aman-tsara ilay Journée des écoles

Isaorana Manokana isika Mpianatra rehetra tonga nanotrona ny fanokafana t@ fomba ofisialy ny "Journée des écoles"
18/02/2026

Isaorana Manokana isika Mpianatra rehetra tonga nanotrona ny fanokafana t@ fomba ofisialy ny "Journée des écoles"

Mankasitraka ny Mpianatra rehetra tonga nanotrona ny "Reboisement" izay natao androany. 🥰🥰Ny adidy vita moa ny fahafinar...
12/01/2026

Mankasitraka ny Mpianatra rehetra tonga nanotrona ny "Reboisement" izay natao androany. 🥰🥰
Ny adidy vita moa ny fahafinaretana azo.

Efa afaka alaina aty @ Sekoly ny lisitry ny fitaovam-pianarana oh.Efa misokatra ihany koa ny fisoratana anarana.
01/08/2025

Efa afaka alaina aty @ Sekoly ny lisitry ny fitaovam-pianarana oh.
Efa misokatra ihany koa ny fisoratana anarana.

Maternelle🥰Isaorana manokana ireto olombelona kely ireto fa tonga nanotrona ny filaharana ihany koa zareo🥰🥰
27/06/2025

Maternelle🥰
Isaorana manokana ireto olombelona kely ireto fa tonga nanotrona ny filaharana ihany koa zareo🥰🥰

Inscription déjà ouverte.
22/06/2025

Inscription déjà ouverte.

Niavaka tanteraka ny Journée des écoles hoanay teto @ Collège Privé Adventiste Ambatoboeny.   With Adventist school
23/02/2022

Niavaka tanteraka ny Journée des écoles hoanay teto @ Collège Privé Adventiste Ambatoboeny.
With Adventist school

Salama daholo Tompoko, Te ahatafita ny zanakao ve ianao? Sahirana anefa mitady sekoly ianao hanampy anao ahatanteraka iz...
11/02/2022

Salama daholo Tompoko,
Te ahatafita ny zanakao ve ianao? Sahirana anefa mitady sekoly ianao hanampy anao ahatanteraka izany fanirianao izany? Tongava ato @ Sekoly Collège Privé Adventiste Ambatoboeny.
Mandray ny Maternelle(PS-MS-GS) - 3è. Ny Saram-pianarana anefa mifanaraka fari-pianan'ny Tsirairay. Koa tongava ary mampianatra ny zanakao ato!

Ankasitrahana Andriamanitra nanome Mpampianatra azo antoka ato @ sekoliny. Isaorana manokana ihany koa ireo Ray aman-dre...
01/12/2021

Ankasitrahana Andriamanitra nanome Mpampianatra azo antoka ato @ sekoliny. Isaorana manokana ihany koa ireo Ray aman-dreny nanohana hatrany ny sekoly.

Faly miarahaba anao sy ny ankohonanao izahay ato @ COLLÈGE PRIVÉ ADVENTISTE AMBATOBOENY( CPA). Vonona hanolotra ny soa s...
28/11/2021

Faly miarahaba anao sy ny ankohonanao izahay ato @ COLLÈGE PRIVÉ ADVENTISTE AMBATOBOENY( CPA).
Vonona hanolotra ny soa sy ny tsara ho anao ny sekoly. Aza misalasala ary manantona izany sekoly izany.

Address

RN 33 B
Port-Bergé

Telephone

+261329468628

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ecole Privée Le Soleil Tsinjomitondraka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category