15/10/2025
Andry Rajoelina 🙏😊
Misaotra t@vitanareo t@nay malagasy rehetra ny tsara moa izany de levenambola ary ho ambinina ianareo mianakavy mombany taranakao sy fitahina 🙏😊
Ny ratsy kosa enganie tsy ho loza miantona ho anareo fa mba ho lesona amin'ny fiainana izay mbola hiainany taranaka aty aoriana ary enganie ho avelan'A/tra avo ao ambony no hamela izany ...fa ny tanindrazana sy ny gasy dia masina ka tratra fona rehefa hisy hitady hanisy ratsy ...ny gasy dia hendry mahay mamela heloka...mbola tsy tara miala ho an'ny gasy iray mantolo izay tinao sy tianao ... Tsy hoe akory tsy navita ianao raha toa ka migrevy ny gasy fa navita tokoa ianao fa saingy tsy hafapo ny gasy ary matoa ianao henjehina dia nanao ny tsara fa aoka kosa anefa mba tsy handratena fa navita fa mirehareha ny gasy izay mahay mankasitraka na tsy ampanandratatena ary ...mankasitraka ....🇲🇬🙏😊
Masina ny tanindrazana ! Misaotra président ! Famille PR ANDRY RAJOELINA 🙏😊
CAPP Madagascar