14/06/2022
Aza adigna tsika jiaby licée en fête ao gymnase le 24 juin 2022 miavia maro fa ny vidim-pidiragna dia natao izay farany mora 2000 ar ary misy ny invitation koa 15 000 ar hoan'izay mila fagnazavagna fanampiny dia manafonakah ao amin'ny lyçée mixte Nosy be na koa miantso amin'ity 0320256436 misaotra ka manantena ny fahatongavantsika jiaby
11/06/2022