24/02/2025
👋Salama iaby isika rehetra.
ℹ️ Tsara ho fantatra ℹ️
✅Miankina aminy hatsarany toetrin'ny andro no ahafahatsika miverina mianatra.
✅ Ary tsy miova araka izany ny datin’ny récollection fa manaraka ny andro efa voalamina ny classe tsirairay fa izay voadingana dia mihemotra amin'ny fotoana manaraka.
🙏Mirary ny soa sy ny tsara ho antsika rehetra🙏
Lycée Privé Catholique Saint Paul Morondava - LPCSP - Pejy Ofisialy