SJV619.Jeunes Dynamiques

SJV619.Jeunes Dynamiques Développement et Conservation

☺️☺️ Vita soamantsara ny fanolorana chèque géant hoan'ny ireo sekoly nandray anjara tamin’ny fifaninana 🏫🏫 sekoly mendri...
23/04/2026

☺️☺️ Vita soamantsara ny fanolorana chèque géant hoan'ny ireo sekoly nandray anjara tamin’ny fifaninana 🏫🏫 sekoly mendrika, izay nokarakarain'ny Projet score ka nahazo tamin’ny izany Epp Tanambao Morondava sy Epp centrale . Nahazo vola mitentina 2.000 000 ar isany, izany moa dia niazo tamin'ny alalan'ny fandrafetana tetikasa sekoly mendrika,ka velo-pisaorana arakizany ireo FEFFI. 🙏🙏

Nisy ihany koa ny fahazaoany ireo club Mitafa eny anivon’ny CEG mpiara-miasa amin'ny projet score, ka nahazo kits sportif ⚽⚽ ny CEG centre Morondava ary kits jardinage NY CEG BEMANONGA Izany moa dia niazo tami'ny alalan'ny fandrafetana tetikasa ihany koa. Izay ho entina famporisihana ireo mpianatra🎓 hazoto sy havitrika hianatra🎓🎓.
Réseau des Jeunes Obs-Mada Menabe
Ong Code Menabe SJV619.Jeunes Dynamiques
MSIS Multi-Sector Information Service
DREN Menabe Cisco Morondava
Ministère de l'Éducation nationale

Vita soamantsara tamin’ny 18 avril 2026 teo ny fampiofanana mahakasika vie associative anireo membres Vaovao ato amin'ny...
20/04/2026

Vita soamantsara tamin’ny 18 avril 2026 teo ny fampiofanana mahakasika vie associative anireo membres Vaovao ato amin'ny ASSOCIATION GEDY-B, 💡 tanjona 💡 dia ahafatarany ireo membres ny atao hoe firaisamonim-pirenena sy antom-pisiany ary asa ataony. Mankasitraka antsika rehetra equipes technique nandray anjara ho ela velona Jeunes Dynamiques
" Avec L'enthousiasme tout, est réalisable☺️☺️💡💡 "
Réseau des Jeunes Obs-Mada Menabe
Ong Code Menabe
MSIS Multi-Sector Information Service
Drjs Menabe
Five Menabe

Ho fankalazana ny Andron'ny  asa soa mendrika, nisy Fanadiovana nataony mpirotsaka antsitrapo maromaro sy famehatana pla...
09/04/2026

Ho fankalazana ny Andron'ny asa soa mendrika, nisy Fanadiovana nataony mpirotsaka antsitrapo maromaro sy famehatana plaque ary panneau d'indication tao amin'ny CSBII Morondava androany faha 09 avril 2026.
Isaorana izay rehetra nandray anjara☺️☺️
Ong Code Menabe Réseau des Jeunes Obs-Mada Menabe Jeunes Dynamiques

😊😊Tontosa soa aman-tsara tamin’ny 21 Martsa 2026 ny fivoriamben’ny mpikambana ara-potoana voalohany an’ny ASSOCIATION GE...
22/03/2026

😊😊Tontosa soa aman-tsara tamin’ny 21 Martsa 2026 ny fivoriamben’ny mpikambana ara-potoana voalohany an’ny ASSOCIATION GEDY-B. Ireto avy no fandaharam-potoana nodinihina nandritra izany: ny fandraisana ireo mpikambana vaovao, ny fampahafantarana ny tatitra ara-bola, ary ny famolavolana ny drafits’asa vaovao ho an’ny taona 2026.

😊😊 La première assemblée générale ordinaire de l’ASSOCIATION GEDY-B s’est déroulée avec succès le 21 mars 2026. L’ordre du jour comprenait l’accueil des nouveaux membres, la présentation du rapport financier ainsi que l’élaboration du nouveau plan de travail pour l’année 2026.
AVEC L’ENTHOUSIASME, TOUT EST RÉALISABLE 💪
Jeunes Dynamiques
Ong Code Menabe
Réseau des Jeunes Obs-Mada Menabe

Fanentanana sy fampianarana  mahakasika fahasalamana ara-pananahana sy  herisetra ara-nofo... Izay nontaterahin'ireo eki...
22/11/2025

Fanentanana sy fampianarana mahakasika fahasalamana ara-pananahana sy herisetra ara-nofo... Izay nontaterahin'ireo ekipa avy amin'ny FISA MADAGASIKARA, tato amin'ny ASSOCIATION Jeunes Dynamiques
Mankasitraka Makatelina tompoko, mirary fiarahamiasa hatrany😊😊😊

20/08/2025

Horakoraka be ho an'ireo mpankafy be ahy vaovao indrindra! Märã Lävāsÿ, Andrianirina François

La visite des membres de GEDY-B à FIVE Menabe, qui s'est déroulée le 19 juillet 2025, a été un succès. Cette rencontre a...
20/07/2025

La visite des membres de GEDY-B à FIVE Menabe, qui s'est déroulée le 19 juillet 2025, a été un succès.
Cette rencontre avait pour objectif de consolider la collaboration et d'améliorer la communication entre les deux entités.
💪 Avec l 'enthousiasme tout est réalisable 💪.
Jeunes Dynamiques

𝐍𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐯𝐨𝐧𝐬 𝐥𝐞 𝐩𝐥𝐚𝐢𝐬𝐢𝐫 𝐝𝐞 𝐜é𝐥é𝐛𝐫𝐞𝐫 𝐥𝐞   𝐝𝐞 𝐧𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐚𝐬𝐬𝐨𝐜𝐢𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧, « 𝐆𝐫𝐨𝐮𝐩𝐞 𝐝𝐞𝐬 É𝐭𝐮𝐝𝐢𝐚𝐧𝐭𝐬 𝐃𝐲𝐧𝐚𝐦𝐢𝐪𝐮𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐁é𝐧é𝐯𝐨𝐥𝐞𝐬 », 𝐚𝐜𝐭𝐮𝐞𝐥𝐥𝐞𝐦...
25/06/2025

𝐍𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐯𝐨𝐧𝐬 𝐥𝐞 𝐩𝐥𝐚𝐢𝐬𝐢𝐫 𝐝𝐞 𝐜é𝐥é𝐛𝐫𝐞𝐫 𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐧𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐚𝐬𝐬𝐨𝐜𝐢𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧, « 𝐆𝐫𝐨𝐮𝐩𝐞 𝐝𝐞𝐬 É𝐭𝐮𝐝𝐢𝐚𝐧𝐭𝐬 𝐃𝐲𝐧𝐚𝐦𝐢𝐪𝐮𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐁é𝐧é𝐯𝐨𝐥𝐞𝐬 », 𝐚𝐜𝐭𝐮𝐞𝐥𝐥𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐩𝐫é𝐬𝐢𝐝é𝐞 𝐩𝐚𝐫 𝐌𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚𝐬𝐨𝐚 𝐌𝐚𝐫𝐚 𝐂é𝐥𝐞𝐬𝐭𝐢𝐧.

𝗡𝗼𝘂𝘀 𝗿𝗲𝗺𝗲𝗿𝗰𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗮𝘃𝗮𝗻𝘁 𝘁𝗼𝘂𝘁 𝗗𝗶𝗲𝘂 𝗧𝗼𝘂𝘁-𝗣𝘂𝗶𝘀𝘀𝗮𝗻𝘁 𝗮𝗶𝗻𝘀𝗶 𝗾𝘂𝗲 𝗻𝗼𝘀 𝗮î𝗻é𝘀 𝗲𝘁 𝗽𝗮𝗿𝗲𝗻𝘁𝘀 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝗹𝗲𝘂𝗿 𝘀𝗼𝘂𝘁𝗶𝗲𝗻, 𝗾𝘂’𝗶𝗹 𝘀𝗼𝗶𝘁 𝗱𝗶𝗿𝗲𝗰𝘁 𝗼𝘂 𝗶𝗻𝗱𝗶𝗿𝗲𝗰𝘁.

𝗖’𝗲𝘀𝘁 𝗴𝗿â𝗰𝗲 à 𝗹’𝗲𝗻𝗴𝗮𝗴𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗱𝗲 𝗰𝗵𝗮𝗾𝘂𝗲 𝗺𝗲𝗺𝗯𝗿𝗲 𝗲𝘁 à 𝘃𝗼𝘁𝗿𝗲 𝗽𝗿é𝗰𝗶𝗲𝘂𝘅 𝗮𝗽𝗽𝘂𝗶, 𝘁𝗲𝗰𝗵𝗻𝗶𝗾𝘂𝗲 𝗼𝘂 𝗳𝗶𝗻𝗮𝗻𝗰𝗶𝗲𝗿, 𝗾𝘂𝗲 𝗹’𝗮𝘀𝘀𝗼𝗰𝗶𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗽𝗼𝘂𝗿𝘀𝘂𝗶𝘁 𝘀𝗮 𝗺𝗶𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻 : 𝗽𝗿𝗼𝗺𝗼𝘂𝘃𝗼𝗶𝗿 𝗹𝗲 𝗱é𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗮𝗴𝗿𝗶𝗰𝗼𝗹𝗲 𝗲𝗻 𝗼𝗳𝗳𝗿𝗮𝗻𝘁 𝗱𝗲𝘀 𝗳𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗮𝘂𝘅 é𝘁𝘂𝗱𝗶𝗮𝗻𝘁𝘀 𝘂𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗮𝗶𝗿𝗲𝘀 𝗲𝘁 𝗲𝗻 𝗹𝗲𝘀 𝗽𝗿é𝗽𝗮𝗿𝗮𝗻𝘁 𝗮𝘂 𝗺𝗼𝗻𝗱𝗲 𝗽𝗿𝗼𝗳𝗲𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻𝗻𝗲𝗹.

𝗣𝗼𝘂𝗿 𝗰𝗼𝗻𝗰𝗿é𝘁𝗶𝘀𝗲𝗿 𝗻𝗼𝘁𝗿𝗲 𝘃𝗶𝘀𝗶𝗼𝗻, 𝗳𝗮𝗶𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 𝘂𝗻 𝗽𝗮𝘆𝘀 𝗽𝗿𝗼𝘀𝗽è𝗿𝗲 𝗼ù 𝗹𝗲𝘀 𝗷𝗲𝘂𝗻𝗲𝘀 𝗽𝗿𝗲𝗻𝗻𝗲𝗻𝘁 𝗲𝗻 𝗺𝗮𝗶𝗻 𝗹𝗲𝘂𝗿 𝗱𝗲𝘀𝘁𝗶𝗻 𝗮𝘃𝗲𝗰 𝗽𝗿𝗼𝗳𝗲𝘀𝘀𝗶𝗼𝗻𝗻𝗮𝗹𝗶𝘀𝗺𝗲 𝗲𝘁 𝗲𝗻𝗴𝗮𝗴𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝘁𝗼𝘁𝗮𝗹 , 𝗻𝗼𝘂𝘀 𝗲𝘅𝗽𝗿𝗶𝗺𝗼𝗻𝘀 é𝗴𝗮𝗹𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗻𝗼𝘁𝗿𝗲 𝗽𝗿𝗼𝗳𝗼𝗻𝗱𝗲 𝗴𝗿𝗮𝘁𝗶𝘁𝘂𝗱𝗲 𝗮𝘂𝘅 𝗢𝗦𝗖 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗿é𝗴𝗶𝗼𝗻 𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲 (𝗙𝗜𝗩𝗘 𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲, 𝗢𝗡𝗚 𝗖𝗼𝗱𝗲 𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲, 𝗢𝗡𝗚 𝗠𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗠𝗮𝗻𝗴𝗮) 𝗲𝘁 à 𝘁𝗼𝘂𝘁𝗲𝘀 𝗹𝗲𝘀 𝗮𝘂𝘁𝗿𝗲𝘀 𝗼𝗿𝗴𝗮𝗻𝗶𝘀𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗾𝘂𝗶 𝗻𝗼𝘂𝘀 𝗮𝗰𝗰𝗼𝗺𝗽𝗮𝗴𝗻𝗲𝗻𝘁.

𝗡𝗼𝘂𝘀 𝗿𝗲𝗺𝗲𝗿𝗰𝗶𝗼𝗻𝘀 é𝗴𝗮𝗹𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗹𝗲𝘀 𝗱𝗶𝗳𝗳é𝗿𝗲𝗻𝘁𝗲𝘀 𝗢𝗦𝗖 𝗻𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝗮𝗹𝗲𝘀, 𝗲𝗻 𝗽𝗮𝗿𝘁𝗶𝗰𝘂𝗹𝗶𝗲𝗿 𝗠𝗦𝗜𝗦 𝗧𝗔𝗧𝗔𝗢, 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝗹𝗲𝘂𝗿 𝗽𝗮𝗿𝘁𝗶𝗰𝗶𝗽𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 à 𝗱𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀 𝗽𝗿𝗼𝗷𝗲𝘁𝘀 : 𝗢𝗦𝗕 𝗠𝗮𝗱𝗮, 𝗦𝗖𝗢𝗥𝗘, 𝗟𝗔𝗡𝗗𝗝𝗔, 𝗲𝘁𝗰.

Merci, Merci Merci.............

04/10/2024

Salama iaby, miantso 𝐅𝐈𝐕𝐎𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 antsika mpikambana rehetra ato @ GEDY-B
Ny antony fivoriana dia:
1️⃣Fandaminana ny asa izay ho atao;
2️⃣Fandaminana ny resaka fianam-pikambanana;
3️⃣Fanaovana ny tatitra maro samy hafa.

📅 Sabotsy faha, 05 octobra 2024
🕒 14h45
🏠Toerana any Bemokijy

👉Fantatra ary hita fa zava dehibe ny fivoriana, koa manasa antsika mpikambana tsirairay avy mba ho tonga.💯

29/07/2024
Fanofanana tanora mpikambanana ato anatin'ny Fikambanana  -B (Groupe des Etudiants Dynamique et Bénévoles) mahakasika ny...
29/07/2024

Fanofanana tanora mpikambanana ato anatin'ny Fikambanana -B (Groupe des Etudiants Dynamique et Bénévoles) mahakasika ny Ady amin'ny Kolikoly sy ny Fomba fitorohana raha mahita tsanga kolikoly. Na antsoina ihany koa hoe " Environnement de lutte contre la corruption à Madagascar.

Tamin'ny Sabotsy 27 jolay 2024 lasa teo no nanantanterahana ny fiofanana ka tanora 30 eo ho eo no nisitraka izany.




Address

Morondava
619

Telephone

+261340105838

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SJV619.Jeunes Dynamiques posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to SJV619.Jeunes Dynamiques:

Shortcuts

Share