29/09/2023
Efa misokatra izao ny fisoratana anrana ato amin,ny cours Lovasoa Morombe.Ny fianarana dia hatomboka ny 09/10/2023 izao.
Ankino amin,ny mpanabe zadraharaha ny fanomananao ny Bepc sy Bacc hataonao.Vonona hanome izany anao izahay ato amin,ny Cours Lovasoa" Marihina fa cours du soir io .
Tongava maro.