Le Succès Moramanga

Le Succès Moramanga http://tinyurl.com/lesucces | Page officielle de l'école-collège LE SUCCÈS
Antsapanan'Andasibe & Antanamandroso Moramanga

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra e. Aza adino, izahay dia afaka mandray lanonana eo amin'iny 80 personnes. Mampan...
27/12/2025

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra e. Aza adino, izahay dia afaka mandray lanonana eo amin'iny 80 personnes. Mampanofa kidoro 2 places ihany koa. Aza misalasala manantona ra mila fanazavana e.

01/07/2025

Mirary soa an'ilay iray efa lasa nanao vakansa ka tsy azo sary e

Misaotra an'i Jesoa nitahy iretoo valo mianadahy afaka CEPE tao amin'ny Ecole Privée Le Succès Antsampanana. Dia mankahe...
01/07/2025

Misaotra an'i Jesoa nitahy iretoo valo mianadahy afaka CEPE tao amin'ny Ecole Privée Le Succès Antsampanana. Dia mankahery ireo roa tsy afaka. Fomban'ny fanadinana izany.

30/06/2025

💪 Mirary fahombiazana feno ho an'ireo rehetra miatrika ny fanadinana BEPC anio !

Mahafinaritra ny firaisankina indrindra anaty andro mahory. Ho ela velona anie ny Le Succès Antsampanana miaraka amin'ny...
03/05/2025

Mahafinaritra ny firaisankina indrindra anaty andro mahory. Ho ela velona anie ny Le Succès Antsampanana miaraka amin'ny personnel rehetra.

Voyage d'étude 4 avril 2025 aux Palais de Manjakamiadana et Ambohimanga.
05/04/2025

Voyage d'étude 4 avril 2025 aux Palais de Manjakamiadana et Ambohimanga.

🎉𝗖'𝗲𝘀𝘁 𝗹𝗮 𝗿𝗲𝗻𝘁𝗿𝗲́𝗲 𝗱𝗲𝘀 𝗰𝗹𝗮𝘀𝘀𝗲𝘀 !🎉Nous souhaitons à tous les élèves une année scolaire 2024-2025 pleine de réussite.     ...
10/09/2024

🎉𝗖'𝗲𝘀𝘁 𝗹𝗮 𝗿𝗲𝗻𝘁𝗿𝗲́𝗲 𝗱𝗲𝘀 𝗰𝗹𝗮𝘀𝘀𝗲𝘀 !🎉

Nous souhaitons à tous les élèves une année scolaire 2024-2025 pleine de réussite.

✅Mandray anjara stand ato amin'ny 𝗔𝗹𝗹𝗶𝗮𝗻𝗰𝗲 𝗙𝗿𝗮𝗻𝗰̧𝗮𝗶𝘀𝗲 de Moramanga ny sekoly amin'izao fotoana izao.🎲Ahitana fialam-boly...
31/05/2024

✅Mandray anjara stand ato amin'ny 𝗔𝗹𝗹𝗶𝗮𝗻𝗰𝗲 𝗙𝗿𝗮𝗻𝗰̧𝗮𝗶𝘀𝗲 de Moramanga ny sekoly amin'izao fotoana izao.
🎲Ahitana fialam-boly maro isan-karazany ao koa tongava mitsidika !

16/05/2024

Fiadanana. Ho antsika ray aman-dreny na maintimolaly te handray anjara amin'ny 15e anniversairen'ny sekolintsika dia antsoina isika ho tonga aty an-tsekoly ny sabotsy hariva izao amin'ny 3 ora hanao répétition. Ento ny feon- kira ilainao.

"Where there's will there's way, and it's Okay."

❤️ 𝗖𝗼𝗹𝗹𝗲̀𝗴𝗲 𝗽𝗿𝗶𝘃𝗲́ 𝗟𝗘 𝗦𝗨𝗖𝗖𝗘̀𝗦 | 𝟭𝟱𝗲̀ 𝗮𝗻𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗮𝗶𝗿𝗲 ❤️------------𝙁𝙄𝙇𝘼𝙕𝘼𝙉𝘼------------Ho fanomanana ny fankalazana ny 15è ...
24/04/2024

❤️ 𝗖𝗼𝗹𝗹𝗲̀𝗴𝗲 𝗽𝗿𝗶𝘃𝗲́ 𝗟𝗘 𝗦𝗨𝗖𝗖𝗘̀𝗦 | 𝟭𝟱𝗲̀ 𝗮𝗻𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗮𝗶𝗿𝗲 ❤️
------------𝙁𝙄𝙇𝘼𝙕𝘼𝙉𝘼------------
Ho fanomanana ny fankalazana ny 15è Anniversaire an'ny Sekoly dia antsoina ny maintimolaly rehetra na mpianatra na mpampianatra mba ho tonga aty amin'ny Le Succès Moramanga ny Alarobia 01 Mai 2024 izao amin'ny 2 ora.
Matoky ny fiaraha-miasa efa nanabeazana anao izahay.
Isika miaraka no antoky ny fahombiazana.

Aoka hifampilaza 🙂
Fanazavana fanampiny : 034.80.711.52 - 033.11.647.52 (Mme la Directrice)

22/03/2024

Misaotra an'Andriamanitra fa vita an-tsakany sy an-davany indray ny IIe trimestre. Antsoina isika maintimolaly izay afaka mba hiombona amin'ny repetition hanomanana ny fankalazana ny 15e Anniversairen'ny sekoly ny alarobia 27 mars izao manomboka amin'ny 8 ora maraina aty an-tsekoly. Ireto ny zandrinareo lauréats tamin'ity telovolana faharoa ity

Address

B 274 Ter Antanamandroso Est/Route D'Anosibe An'Ala
Moramanga
514

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261331164752

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Succès Moramanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Le Succès Moramanga:

Shortcuts

Share

Category