Lycée Privé "Les Aiglons" Moramanga

Lycée Privé "Les Aiglons" Moramanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycée Privé "Les Aiglons" Moramanga, School, Moramanga ambony, Moramanga.

03/05/2021

MIARAHABA TOMPOKO, MIVERINA MIANATRA AVOKOA NY MPIANATRA REHETRA RAHAMPITSO 04 MAI 2021. LP LES AIGLONS MORAMANGA

17/04/2021

FILAZANA HO AN'NY RAY AMAN-DRENIN'NY MPIANATRA

Ry ray aman - drenin'ny mpianatra hajaina,
Manoloana izao toe - draharaha misy eto amin'ny firenena izao, izay misy akony eo amin'ny lafin'ny fampianarana, dia naka fepetra ny Sekoly mba hitoizan'ny fandaharam - pianarana.
Ka noho izany dia ho fanohizana ny fandaharam - pianarana dia asaina isika Ray Aman - dreny handalo aty an - tsekoly manomboka ny Alarobia faha 21 aprily 2021 haka ny andinindininy amin'izany.

Misokatra ho antsika rehetra kosa ny birao isaky ny tapak'andro maraina manomboka ny Alatsinainy 19 aprily 2021 izao.

Misaotra antsika amin'ny fiaraha - miasa.

Ny tompon'andraikitra ao amin'ny Lycée Privé Les Aiglons

04/04/2020

Bonsoir à tous !
A cause de la pandémie existante actuellement à Madagascar, toutes les activités concernant le 20ème anniversaire sont reportées à des dates ultérieures à communiquer ultérieurement.
Merci à vous 😊

26/03/2020

❤️Hira faneva 20ème anniversaire Lycée Privé Les Aiglons ❤️

Encore Bonne année à tous...!!!A l'occasion de la célébration du 20ème anniversaire du Lycée Privé Les Aiglons Moramanga...
18/01/2020

Encore Bonne année à tous...!!!
A l'occasion de la célébration du 20ème anniversaire du Lycée Privé Les Aiglons Moramanga... un Concours de logo est lancé pour marquer ce 20 ans d'éducation 🎉🎊
🖍 Digital ou numérique (imprimé), déposez votre œuvre au bureau du Lycée avant le 20 Mars 2020
🎨 Ouvert à tous les élèves actuellement inscrits et aux anciens!
Pour y participer, veuillez trouvez les détails et les consignes ci-dessous...


Sary mba hitako tany e...!Ry 'zareo katita kely 'reo!
10/07/2015

Sary mba hitako tany e...!Ry 'zareo katita kely 'reo!

Fahatsiarovana t@ 'zany!
09/05/2015

Fahatsiarovana t@ 'zany!

Address

Moramanga Ambony
Moramanga
005

Telephone

343857954

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycée Privé "Les Aiglons" Moramanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category