23/07/2026
🇲🇬 🌿BOURSE D'EXCELLENCE🌿
eto @ Sekoly 🇺🇲SUNRISE ACADEMY🇬🇧 AMBODIAKONDRO MORAMANGA
👉-Mahalala ankizy namana, na Havana, olom-pantatra, mpiara-monina mianatra tsara, mendrika nefa somary sahirana na tena sahirana ara-pivelomana ve ianao?
📍Ho fifanohanana @ izao fiainana sarotra izao,
🫴ho fanomezana tolo-tanana ireo Zaza sahirana ara-pivelomana nefa mahay,
🙏ho fandraisana anjara @ fampandrosoana maharitra,
Ny sekoly SUNRISE ACADEMY AMBODIAKONDRO sy ireo mpanohana avy any ivelany miara miasa aminy dia manolotra bourse d'excellence ho an'ny mpianatra mendrika nefa sahirana.
📌- Hianatra maimaimpoana mandra- paha afaka Bacc ato @ Sekoly SUNRISE ACADEMY
📌- Hitovy lanja tanteraka @ ireo mpianatra tsotra mandoha écolage.
📌- Hovolavolaina ho modely sy hisintona ireo zandry ,zanaka ato aoriana.
Iza no afaka misitraka izany?
1- Mpianatra mipetraka sy monina eto Moramanga, na manodidina an i Moramanga ka manana hivantanana eto, nahazo 14 de moyenne noho miakatra t@ taom-pianarana lasa
2- Tsy mpianatra Ary mbola tsy inscrit ato @ Sekoly SUNRISE ACADEMY
3- Tsara fitondrantena
4- Azo porofoina fa sahirana ara-pivelomana ny Ray aman-dreny,izany hoe mampidibola latsaky ny 700.000Ar ilay ankohonana.
5- Mpianatra 3ème teo ary afaka BEPC
6- Afaka @ Test de niveau hatao aty antsekoly ( Mathématiques, Français ary Malagasy) izay atao après entretien.
7- Manaiky ny fepetra apetraky ny Sekoly n'y Ray amandreny Ary Manaiky ireo fitsipika mifehy ny sekoly ilay Zaza mpianatra.
8- Vonona ho ambasadaoron ny sekoly ary hanampy ny hafa ihany koa amin izay azony atao
Raha mahafantatra mpianatra mahafeno ireo fepetra ireo ianao ka maniry ny hisitraka ilay Bourse d excellence izy dia alefao manantona ny Sekoly @ fisokafan'ny birao , maka ny fiche fenoina sy ny andinindininy.
Nb: Mitohy ny Reinscriptions sy Inscriptions ho an ny classe mbola misy toerana.
Isaky ny Mardi ny teste de niveau ho an'ny mpianatra vaovao.
Join Sunrise and let's rise with us!
Misandrata miaraka aminay!
Contact: 034.08.951.65
🇨🇵 BOURSE SCOLAIRE DISPONIBLE – DONNEZ DES AILES À VOTRE AVENIR !
🌿Chèrs Parents, Vous rêvez d’offrir à votre enfant une éducation de qualité mais les moyens financiers vous empêchent d’y parvenir ?🌿
🏠Sunrise Academy vous tend la main !
Chèrs élèves !
✏️Vous venez de décrocher le BEPC ?
✏️Vous avez de bons résultats scolaires et un comportement exemplaire ?
✏️Vous rêvez d’avoir une éducation de qualité dans un établissement de renom mais les moyens financiers de vos parents ne vous le permettent pas ?
👉 Pour cette année scolaire, grâce à la collaboration avec des partenaires étrangers, nous offrons 12 bourses scolaires aux élèves motivés, sérieux et ambitieux souhaitant intégrer un environnement trilingue, moderne et stimulant.
📌Les élèves sélectionnés
Étudieront gratuitement pendant 3 ans à Sunrise Academy,
📌 Recevront des fournitures et les trois uniformes dont T shirt rouge Sunrise, Veste Bleu marine + Chemise blanche + Jupe carreau/ Pantalon noir et la tenue de cérémonie grise
📌Bénéficieront des cours d’anglais parlé niveau gratuit
📍Conditions : Des élèves en classe de Seconde répondant aux critères suivants :
🙏Bon comportement
Issu des familles à revenu modeste (pas plus de 700.000Ar par mois)
📚 Moyenne générale d'au moins 14/20 l’année scolaire précédant
Forte motivation à réussir
🙏Chers parents, impliquez-vous dans l’avenir de votre enfant.
Chèrs élèves ! Donnez à votre avenir une chance de briller avec une éducation de qualité !
📍 Places limitées – Ne tardez pas à postuler !
Pour plus d’informations ou pour retirer le formulaire de demande :
Rendez-vous à Sunrise Academy, Ambodiakondro terrain, Moramanga
Contact : 034 81 828 84