Wonders'school

Wonders'school Ecole privée maternelle et primaires ANALALAVA

Toy ny ISA taona eto aminy "Wonders school "fiarahabana tratriny taona,sady mankalaza "ny journée des écoles " #2026
20/02/2026

Toy ny ISA taona eto aminy "Wonders school "fiarahabana tratriny taona,sady mankalaza "ny journée des écoles "
#2026

🕊Amin'alahelo lehibe no ampandrenesana antsika ny vaovao tsy magnitra: nodimandry niany Alarobia 29 Oktobra Itompokovavy...
30/10/2025

🕊Amin'alahelo lehibe no ampandrenesana antsika ny vaovao tsy magnitra: nodimandry niany Alarobia 29 Oktobra Itompokovavy FANOMEZANTSOA Tahinjanahary Marie Claire,Izay mpampianatra teto aminy sekoly WONDERS SCHOOL ny taom-pianarana 2024-2025 ka hatramin'ny 2025-2026 ,nitazona ny kilasy CP1 (T1)
🕊Mankahery ny fianakaviana nilaozany sy ireo mpiara-miasa Ary ny tapaka sy ny namany

06/07/2025
Fandaharam-pianarana 2025 -2026 izay navokany fanjakana.Mirarisoa hoan'ny mpianatra sy mpanabe rehetra 🙏
05/07/2025

Fandaharam-pianarana 2025 -2026 izay navokany fanjakana.
Mirarisoa hoan'ny mpianatra sy mpanabe rehetra 🙏

Résultats cepe 2024-2025
24/06/2025

Résultats cepe 2024-2025

Miandry ny valim-panadinana ampitonina isika.Tsiahivina fa nana mpiadina 16 mianadahy ny eto aminy wonders School .valo ...
21/06/2025

Miandry ny valim-panadinana ampitonina isika.
Tsiahivina fa nana mpiadina 16 mianadahy ny eto aminy wonders School .valo lahy Ary valo vavy

Toy izao ny fandaharam-potona:-amin'ny 08 Ora maraina manomboka ny fotoam-pivavahana .fisaorana an'andriamanitra taminy ...
21/12/2024

Toy izao ny fandaharam-potona:
-amin'ny 08 Ora maraina manomboka ny fotoam-pivavahana .fisaorana an'andriamanitra taminy valim panadinana cepe,fametrahana ampelatananan'andriamanitra ny taom-pianarana 2024 sy 2025,fisaorana an'andriamanitra taminy efitrano sekoly vaovao.
-fitokanana ny efitrano sekoly
-ny tapant ariva Dia ny sahobiny Mpianatra
-faranana aminy alim-padihizana.izay fitadiavam-bola ny Ray aman dreny ny mpianatra hividianana tafo tol hoan'ny efitrano mbola tafo bozaka.
Koa Tongava maro fa ny adidy vita ny fahafinaretana azo.
Misaotra tompoko.

🥰🥰
07/01/2023

🥰🥰

Fizarana bulletin 1 er trimestre teto aminy sekoly wonders school analalava
07/01/2023

Fizarana bulletin 1 er trimestre teto aminy sekoly wonders school analalava

Address

Anosibe An Ala
Moramanga

Telephone

+261343979420

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Wonders'school posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category