Fpvm Fehizoro Ambahibe Moramanga

Fpvm Fehizoro Ambahibe Moramanga "Hoy ny Tompo: Hanao fanekena mandrakizay aminy Aho" Jeremia 32 :40a

23/11/2025

Fanokanana ny Pasteur IRAKA HAINGONIAINA RAJAONARIVONY ho Iraka🙏

FALY MIARAHABA NY FIANGONANA FPVM FEHIZORO MORAMANGA AMBAHIBE Amin'ny fanokanana ny Pasteur Iraka Haingoniaina RAJAONARI...
23/11/2025

FALY MIARAHABA NY FIANGONANA FPVM FEHIZORO MORAMANGA AMBAHIBE
Amin'ny fanokanana ny Pasteur Iraka Haingoniaina RAJAONARIVONY ho Iraka eo anivon'ny synoda Mangoro Moramanga
Mahefa be amin'ny asan'i Jesosy dia mba ho mpanompo mahatoky hatrany anie ianao🙏

Tahin'i Jesosy daholo🙏

11/05/2025
Fanokanana ny Tilikambo tsangambato faha-20 Taona ny FPVM FEHIZORO MORAMANGA  anio faha- 17 nov 2024Misaotra an'i Jesosy...
17/11/2024

Fanokanana ny Tilikambo tsangambato faha-20 Taona ny FPVM FEHIZORO MORAMANGA anio faha- 17 nov 2024

Misaotra an'i Jesosy🙏 ary misaotra antsika rehetra niara-nisalaha tamin'ny asa

Fandalovan'ny Ray aman-dReny Dada RANDRIANATOANDRO Jean Joseph teto amin'ny Fiangonana FPVM Fehizoro Ambahibe Moramanga ...
15/11/2024

Fandalovan'ny Ray aman-dReny Dada RANDRIANATOANDRO Jean Joseph teto amin'ny Fiangonana FPVM Fehizoro Ambahibe Moramanga izay misy ny Mpitandrina HAINGONIAINA anio 15 Novambre 2024 mialohan'ny fanokanana ny tsangam-bato faha 20 taona ny fiangonana sy ny fanokanana ny tilikambo ny alahady faha 17 Novambra 2024.

Tahin'i Jesosy daholo.

FIHIRANA FFPM 295🙏💥MIORENA MAFY TSARA
25/10/2024

FIHIRANA FFPM 295🙏💥

MIORENA MAFY TSARA

Address

RN2
Moramanga

Telephone

+261346334269

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fpvm Fehizoro Ambahibe Moramanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Fpvm Fehizoro Ambahibe Moramanga:

Shortcuts

Share

Category