12/07/2023
Hey Mandritsara people ๐
Aza adino fa efa manomboka t@ ty herinandro ity ny cours de vacances tsika ato @ ATEC ๐บ๐ฒ
Mbola mandray izahay hoany zay mbola hampiditra ny zanany๐ฅฐ, aza tara ary fa voafetra ny toerana an๐
Contact:0344852180
Lieu: Ambalabe akaikin mpivarotro akoho
31/05/2023
ATEC's students ๐บ๐ฒโค๏ธ
31/05/2023
We are ATEC ๐บ๐ฒโค๏ธ
05/10/2022
English Club kids at ATEC ๐บ๐ฒ every Wednesday afternoon ๐ฅฐโค
25/08/2022
Not only we learn English but also we play and read ๐
๐บ๐ฒโค
25/08/2022
Sady miala voly no mianatra ato ๐บ๐ฒโค
23/08/2022
Hi everyone ๐๐
Nifarana t@ fitsangatsanganana omaly ny cours d vacance izay nataon'ireo tanora sy ankizy tato @ ๐บ๐ฒ
Marihina fa mbola mitohy hatrany ny fandraisana hoany zay teahay teny Anglisy ato amnay๐
Ny fidirana manaraka dia ny 12 septembre hoavy izao mandritrany 4 volana ny fihofanana voalohany.
Raha mila fanazavana fanampiny "0344852180 / 0338649930"
16/08/2022
We can provide you the best English course at ATEC ๐บ๐ฒ๐ฌ๐ง.
Feel free to call "0344852180"
Or text ๐Jasmina Ben Darouech
Mandritsara
13/10/2021
Let's learn English words guys !!