12/08/2019
Arabaigny Mr le directeur fa nahatontosa by adidy naventy napetraka aminao Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie no hitantagna ny dianao sy ny ankohonanaoho ela velogno oo
Ma page a pour but de rassembler les anciens sortant de cette école
12/08/2019
Arabaigny Mr le directeur fa nahatontosa by adidy naventy napetraka aminao Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie no hitantagna ny dianao sy ny ankohonanaoho ela velogno oo
02/08/2016
07/07/2016
Nandeha ny fiomanana rehetra nifarombonany maintimolaly sy panabe ary ireo mpianatra
07/07/2016
Notsenaina teny andilagna ny vahiny rehetra
02/07/2016
Ambiance ny voyage na dia nisy simba kely ny fiara
10/04/2016
50ème anniversaire École S JEAN Mandritsara 01 au 06 juin 2016
Ireo no programme ny fety dia ampitapitao amin'ny MAINTIMOLALY rehetra fa misy cadeaux homena ny école ary mila ny fiaraha-miasantsika rehetra misaotra mialoha