18/03/2024
IFEM MANANARA-IFEM Mananara-Nord
FAMOAHANA NY ANDIANY TARATRA
(LICENCE/MASTER)
Tontosa ny Alakamisy 14 Martsa 2024 lasa teo ny famoahana ny mpianatra andiany TARATRA teto amin'ny Institut de Formation des Enseignants à Madagascar bassin Mananara Avaratra.
Ankasitrahana feno ireo tompon'andraikitra rehetra isan-tsokajiny tonga nanome voninahitra izany lanonana izany, Izay no tarihin'Andriamatoa VPN ERICK BESOA LAMBERT.
Tolorana fankasitrahana manokana:
- Andriamatoa Erick Besoa Lambert, Filoha Lefitry ny
Antenimierandoholona misahana ny Tapany Avaratra
- Andriamatoa isany, Assistant parlementaire
- Ramatoa Lefitry ny lehiben'ny Distrika Mananara-Avaratra
- Andriamatoa Lefitra Voalohan'ny Ben'ny tanàna Kaominina
Ambonivohitra Mananara Avaratra
- Andriamatoa CHEF CISCO Mananara Avaratra
- Andriamatoa DG IFEM Solofo Jocelyn RAZAFINDRAKOTO
- Andriamatoa Rindra Aldo Berahesina
- Andriamatoa sy Ramatoa isany Talen'ny sekoly/centre
de formation sy ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny eto
Mananara-Avaratra.
Mirary soa izay nahazo ny mari-pahaizana LICENCE sy MASTER. Mitomboa ho amin'ny tsara kokoa hatrany.
Ho ela fanapahana anie ianareo rehetra.
Ho ela velona ny IFEM MADAGASIKARA.
IFEM TSY MAINTSY MIROSO
MADAGASIKARA TSY MAINTSO MANDROSO
IFEM Mananara-Nord 0340951465/0340375891