10/02/2020
Fanolorana ny Proviseur vaovao Ramatoa RAFIRINGA Jackie Christine nanoloana ireo Mpampianatra sy Mpandraharaha rehetra eto amin'ny LTP Mahajanga,izany moa Dia notontosan'ireo Delegasiona avy any amin'ny GREFTP Boeny notarihin'Andriamatoa PCC Boeny KALOMARO Philippe Fabien.