Spoken English Of Manakara

Spoken English Of Manakara Teaching English

30/06/2021

Practice makes perfect 👌👏
Mpianatra alarobia tolakandro sy sabotsy tontolo Andro💯💛

04/06/2021

Hello Everyone 👋



And


👆👉Pay attention to 3 of them please 🙏😘

👇👇

14/05/2021

How is it going everybody 👋
Miverina misokatra hoan-tsika eto Manakara Ny Fampianarana Teny Anglais m'Speak.
Fidirana Sy fisoratana Anarana: Efa manomboka ary homena cours gratuit izay Tonga misorotra Anarana.
Fianarana: Alatsinainy hatr@ sabotsy, maraindray Sy folakandro ary hariva. Afaka mifidy lera, misy ihany koa ny cours particular, Mi'practice Isan'Andro
Toerana: Kolejy Loterana Mangarivotra Ouest Sy EPP Mahatsinjo riaka (Manakara).
Ecolage: 10.000 Ar/mois hoan'ny Mianatra Isan'Andro, 15.000 Ar/mois hoan'ny Mianatra hariva.
Info line: 034 21 369 03 / 034 47 709 67
Na miditra Mp mivantana.
Tongava Maro!
Thanks a bunch 🙏

Akory aby Sika eto Manakara!Ny Spoken English Of Manakara dia manolotra fampianarana teny Anglais  particular, Afaka Man...
02/05/2021

Akory aby Sika eto Manakara!
Ny Spoken English Of Manakara dia manolotra fampianarana teny Anglais particular, Afaka Manantona toerana misy anao ny mpampianatra.
Mp na miantso ny 034 21 369 03 izay Liana.
Thanks a bunch 🙏

Akory Aby Manakara!   Efa manomboka ny fisoratana Anarana  @ fianarana Anglais Mi-Speak eto @ Spoken English Of Manakara...
29/03/2021

Akory Aby Manakara!
Efa manomboka ny fisoratana Anarana @
fianarana Anglais Mi-Speak eto @ Spoken English Of Manakara hoan'izay hisoratra anarana
👉 Fotoana fandraisana mpianatra:👈👇
👉Alatsinainy______ Sabotsy
👉Maraina: @ 8h:30 min __ 11h:30 min
👉Folakandro @ 2h:30 min __ 5h:30 min
Homena cours gratuit izay manoratra anarana alohan'ny fidirana🤞
Toerana: 👉Kolejy Loterana Mangarivotra Ouest👈
Tongava Maro, Let's speak English
Thanks🙏

Akory Aby Tsika eto Manakara!Ny Spoken English Of Manakara dia faly manolotra an_tsika rehetra tsy ankanavaka; Zaza, Tan...
23/03/2021

Akory Aby Tsika eto Manakara!
Ny Spoken English Of Manakara dia faly manolotra an_tsika rehetra tsy ankanavaka; Zaza, Tanora, Olom-be, Mpianatra, Mpiasa, orin'asa, olon-tsotra, sns,...
Fampianarana Tena Anglisy 100% mampahay.
FIANARANA:
-Mianatra isan'andro (Alatsinainy__ sabotsy)
-Alarobia folakandro sy sabotsy tontolon'andro hoan'ny mpianatra
-Misy cours Hariva hoan'ny izay tsy afaka @ andavan'andro.
-Cours particulier (Manantona An-trano)
-Misy Fizarana vocabulary maimaimpoana hoan'ny mpianatra rehetra sy activity Maro isankarazany.
-Fisoratana Anarana efa manomboka , Omena cours gratuit izay misoratra anarana alohany fidirana.
Toerana= Kolejy Loterana Mangarivotra Ouest (Manakara)
Info line: 0349111763, 0342136903 na Mp avy hatrany.
Let's speak English.
Tongava Maro!!!

Address

Manakara

Telephone

+261342136903

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Spoken English Of Manakara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Spoken English Of Manakara:

Shortcuts

Share

Category