NDao "Ndao Hifanohana"

NDao "Ndao Hifanohana" Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NDao "Ndao Hifanohana", Education & Learning, Mahajanga, Majunga.

17/05/2026
22/02/2026
19/02/2026
18/02/2026
13/02/2026

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข *๐™๐™„๐™๐˜ผ๐™‰๐™„๐™‰๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™‰๐˜ผ ๐™๐™€๐™๐™„๐™†๐˜ผ๐™Ž๐˜ผ ๐™‹๐™‹๐™€๐™… (๐™‹๐™ง๐™ค๐™œ๐™ง๐™–๐™ข๐™ข๐™š ๐™™๐™š ๐™‹๐™ง๐™ค๐™ข๐™ค๐™ฉ๐™ž๐™ค๐™ฃ ๐™™๐™š ๐™ก'๐™€๐™ฃ๐™ฉ๐™ง๐™š๐™ฅ๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ช๐™ง๐™ž๐™–๐™ฉ ๐™™๐™š๐™จ ๐™…๐™š๐™ช๐™ฃ๐™š๐™จ) ๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ฃ๐™– 2026* ๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข

๐Ÿ“๐Ÿ“ Fifaninanana tetikasa karakarain'ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena miaraka amin'ny CONFEJES amin'ny alalan'ny fandaharan'asa PPEJ

โœ…*Ireo iantefany :* tanora lahy sy vavy, *18 hatramin'ny 35 taona (35 taona amin'ny 31 desambra 2026 farafahatarany)* manana tetikasa manavao (innovant) amin'ny anaran'ny tenany manokana na amin'ny anaran'ny fikambanana, ka efa nahazo *fiofanana mikasika ny fandraharahana.*

โœ… *Sehatr'asa :* fambolena sy fiompiana, fambolena sy fanodinana sakafo, hay tao ara-kajy mirindra, sehatry ny lamba, fitantanana ny tontolo ianana. Omena laharam-pahamehana ny tetikasa atolotry ny vehivavy.

โœ… *Famatsiam-bola azo angatahana :* hatramin'ny 23 000 000 Ariary

โœ… *Fifantenana ny tetikasa :* ireo *tetikasa 10 mendrika* indrindra voafantina eto antoerana dia handalo fifantenana farany eo anivon'ny CONFEJES.

โœ… *Fanolorana ny tetikasa :* ny tetikasa dia arafitra anaty drafitrasam-pihariana (plan d'affaires) izay mifanaraka amin'ny lasitra PPEJ ka atao amin'ny fiteny frantsay ary mampiasa ny mari-bola Ariary. Misy koa ireo antontan-taratasy ampiarahana aminy (jereo ny lisitra ao amin'ny pejy faran'ny drafitrasam-pihariana lasitra).

๐Ÿ“Œ๐Ÿ“Œ *Fametrahana ny antontan-taratasy :* alefa mailaka amin'ny [email protected] rehefa nahazo fankatoavana (visa) teo anivon'ny Fitaleavam-paritra misahana ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena (DRJS), na ny Delegasiona misahana ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena (DรฉlJS) na ny Maison des Jeunes any amin'ny toerana na faritra hanatanterahana ny tetikasa.

โ‰๏ธ*Rohy hangalana ny drafitrasam-pihariana lasitra PPEJ :* https://www.mjs.gov.mg/fifaninanana-tetikasa-ppej-2026/

โณ *Daty fandefasana ny antontan-taratasy :* 1๏ธโƒฃ9๏ธโƒฃ aprily 2๏ธโƒฃ0๏ธโƒฃ2๏ธโƒฃ6๏ธโƒฃ farafahatarany.

๐Ÿ“ž *Filan-kevitra :* manantona ny DRJS, na DelJS, na ny Maison des Jeunes any amin'ny faritra misy anao na miantso ny laharana 034 01 479 01- 034 93 108 69

13/02/2026

๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎฬ€๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ณ๐—ฒ๐—ต๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† #๐—–๐—ผ๐—ฑ๐—ฒ๐—ฑ๐˜‚๐—ง๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐—ถ๐˜€๐—บ๐—ฒ
Lalร na nolaniana taminโ€™ny taona 1995 no mbola ampiharina hatraminโ€™izao aminโ€™ny sehatry ny fizahantany, kanefa sehatra iray mivoatra sy miova isanโ€™andro izany.
๐™๐š๐ฏ๐š-๐๐ž๐ก๐ข๐›๐ž ๐š๐ซ๐š๐ค๐š ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐š๐ฅ๐šฬ€๐ง๐š ๐ฆ๐ข๐Ÿ๐ž๐ก๐ฒ ๐š๐ณ๐ฒ, ๐ก๐จ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐š๐Ÿ๐ข๐ฌ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฏ๐จ๐š๐ซ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ณ๐š๐ก๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ž๐ญ๐จ ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐š.

๐ŸŸข Taorianโ€™ny fakan-kevitra sy fifampidinihana niarahana taminโ€™ireo mpisehatra rehetra manerana ny Nosy, dia ๐ง๐จ๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐š ๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฅ๐š๐ง๐ค๐ž๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐ŸŽ๐Ÿ“ ๐…๐ž๐›๐ซ๐จ๐š๐ซ๐ฒ ๐ญ๐ž๐จ, ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐š๐ฏ๐จ๐ฅ๐š๐ง-๐๐š๐ฅ๐šฬ€๐ง๐š ๐ฆ๐ข๐ค๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฏ๐š๐จ๐ณ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐š๐ญ๐š ๐ฆ๐ข๐Ÿ๐ž๐ก๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ณ๐š๐ก๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ, rehefa avy nodinihina sy nekenโ€™ny Filankevitry ny Governemanta.

โžก๏ธ Ny dingana manaraka dia ny handefasana izany hodinihina eo anivonโ€™ny Antenimieram-pirenena, mandritra ny fivoriana ara-potoana aminโ€™ny volana Mey.

Address

Mahajanga
Majunga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NDao "Ndao Hifanohana" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share