07/08/2022
Miarahaba antsika rehetra.
Efa misokatra ny fisoratana anarana ho taom-pianarana vaovao 2022-2023.
Mivoha ny Alatsinainy hatramin'ny zoma ny birao, ny maraina amin'ny 8 ora hatramin'ny 11 ora ary ny hariva amin'ny 2 ora hatramin'ny 4 ora.
Ny voka-panadinana TENA TSARA, ny mpampianatra efa ampy traikefa.
Ny saram-pianarana natao mirary ho zakan'ny rehetra.
Misy cantine scolaire ho an'ireo mody lavitra sy tsy afaka mody atoandro.
Misy ny taranja informatika ho an'ny secondaire, ary misy connection internet ahafahan'ny mpianatra mikaroka sy mandalina ho fanampin'ny lesona izay omen'ny mpampianatra.
Raha mila fanazavana fanampiny, manantona ny birao na antsoy ny 034 84 607 05 na mandefasa hafatra eto amin'ny pejy.
Misaotra tompoko.