01/03/2023
Salama daholo o 🥰
Inty Page( F.L.I.P) Jeun Aide inty d fampianarana Teny Anglisy natao Ho antsika rehetra tsy ankanavaka , hifampizaranay anareo izany fianarana teny anglisy amin'ny fomba tsotra nefa mora ahaizana sy itovizana amin'izany Tena American voice zan 😘🥰💪🏻
Koa manentana anareo ary manomboka izao anaraka tsy tapaka ny pejy fa manomboka izao d isy foana ny fifampizarana sy fanazavana mahakasika izany eto amin'ny pejy 🥰
Eto am-pamaranana dia tianay ampahafantarina anareo fa toerana misy ny fampianarana dia eto MAHITSY (RN4 )