CFPA Mahazo

CFPA Mahazo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CFPA Mahazo, School, Mahazo.

Tsy mbola nandiso fanantenana anao izahay eto @ CFPA Mahazo, kalitao tsara hatrany_Mpampianatra ampy traikefa amin'ny fa...
12/09/2025

Tsy mbola nandiso fanantenana anao izahay eto @ CFPA Mahazo, kalitao tsara hatrany
_Mpampianatra ampy traikefa amin'ny fampihofanana no mpampianatra
_Ahazoana diplôme ara_panjakana
_Miantoka sy mandefa stage
_Pratique no mibaha_toerana
🚛Mandray mpianatra vaovao isan'andro

Adresse : CFPA Mahazo eo ampitan'ny Acces Banque sy Pharmacie RN2
_Ampitan'ny taxi brousse Manjakandriana
🚗 Misy cour Normal/Cour Accélérer /Cour spécial Samedi

Koa ankino @ Sekoly efa ela nijoroana sy ampy traikefa ny hoavinao
CFPA 25 ans d'expérience kalitao mivoatra atrany

Tel:0337986300/0345647357

Arabaina daholo ianareo rehetra andiany "FAHASOAVANA", mirary ny soa sy ny tsara ho anareo dia tongava @ tanjona hirina ...
27/07/2025

Arabaina daholo ianareo rehetra andiany "FAHASOAVANA", mirary ny soa sy ny tsara ho anareo dia tongava @ tanjona hirina daholo,

Efa misokatra ny fisoratana anarana hoan'ny taom_pianarana vaovao 2025_2026
Adresse : CFPA Mahazo eo ampitan'ny taxi brousse Manjakandriana
Eo ampitan'ny pharmacie RN2 sy Accès Banque

Tel:0337986300/0345647357

vonona ny hanome ny tsara ho anao atrany izahay eto @  CFPA  MahazoEfa misokatra ny taom_pianarana 2025_2026_ Cour Norma...
22/07/2025

vonona ny hanome ny tsara ho anao atrany izahay eto @ CFPA Mahazo
Efa misokatra ny taom_pianarana 2025_2026
_ Cour Normal
_Cour spécial samedi
_Cour Accéléré
_Cour de vacance

'Experiences

Adresse :CFPA Mahazo eo ampitan'ny Taxi brousse Manjakandriana
Ampitan'ny Pharmacie RN2 sy Accès Banque Mahazo

Tel:0345647357/0337986300

Ny fahaizanao assuré ny aveniranao Ok 👍 , mandray mpianatra vaovao atrany izahay 🚗🏍Tel:0337986300/0345647357Adresse : CF...
17/02/2025

Ny fahaizanao assuré ny aveniranao Ok 👍 , mandray mpianatra vaovao atrany izahay 🚗🏍
Tel:0337986300/0345647357

Adresse : CFPA Mahazo ampitan'ny Acce Banque , ampitan'ny pharmacie RN 2 , ampitan'ny taxi brousse Manjakandriana

Mitohy atrany ny fandraisana mpianatra vaovao ato CFPA  Mahazo eo sehatra Mécanique Auto / Moto 🔧Mpampianatra be traikef...
25/11/2024

Mitohy atrany ny fandraisana mpianatra vaovao ato CFPA Mahazo eo sehatra Mécanique Auto / Moto
🔧Mpampianatra be traikefa @ fampihofanana
✔️Ahazoana Certificat ara-panjakana
✔️Miantoka sy mandefa @ stage
✔️Mandray mpianatra vaovao isan'andro
🔴Adresse :CFPA Mahazo ampitan'ny Taxi brousse Manjakandriana, ampitan'ny Accés Banque, ampitan'ny Pharmacie RN2
Tel:0337986300/0345647357
💯 Tongava fa ataonay mahay mamelona ny efa maty ianao !

Vonona ny hanome ny tsara hatrany izahay eto @ CFPA Mahazo , mandray mpianatra vaovao isan'andro Adresse :CFPA Mahazo am...
04/10/2024

Vonona ny hanome ny tsara hatrany izahay eto @ CFPA Mahazo , mandray mpianatra vaovao isan'andro
Adresse :CFPA Mahazo ampitan'ny Accés Banque
Tel:0337986300/0345647357

Pompe injection sy Carburateur ny pratique eto, tongava mianatra Mécanique Auto _Moto _Mpampianatra ampy traikefa @ famp...
10/09/2024

Pompe injection sy Carburateur ny pratique eto, tongava mianatra Mécanique Auto _Moto
_Mpampianatra ampy traikefa @ fampihofanana
_Pratique avy atrany
_Ahazoana certificat ara-panjakana
M
_Mandray mpianatra vaovao isan'andro

Koa tandremo ary sao tara
Adresse :CFPA Mahazo ampitan'ny Taxi brousse Manjakandriana, ampitan'ny Accés Banque sy Pharmacie RN2

Tel:0337986300/0345647357

Ny fahaizanao Assuré ny avenir-nao Ok! tongava mianatra mécanique Auto _Moto ato @ CFPA Mahazo fa vonona izahay ny hanom...
05/09/2024

Ny fahaizanao Assuré ny avenir-nao Ok! tongava mianatra mécanique Auto _Moto ato @ CFPA Mahazo fa vonona izahay ny hanome traikefa sy fahaizana ho anao io.
_Pratique ny 90% ny fianarana
_Ahazoana certificat ara-panjakana
_Mpampianatra ampy traikefa
_Miantoka sy mandefa anao @ stage
_ Mandray mpianatra vaovao isan'andro
👉koa tongava ary mianatra fa ny asatanana tsy mba mamitaka
Adresse :CFPA Mahazo eo ampitan' taxi brousse Manjakandriana, ampitan'ny Accés Banque mahazo, ampitan'ny Pharmacie RN2
Tel:0337986300/0345647357

Mitohy atrany ny fandraisana mpianatra vaovao eto @ CFPA Mahazo eo @ sehatra Mécanique Auto-Moto Pratique avy atrany 90%...
06/08/2024

Mitohy atrany ny fandraisana mpianatra vaovao eto @ CFPA Mahazo eo @ sehatra Mécanique Auto-Moto
Pratique avy atrany 90% ny fianarana
👉Mpampianatra ampy traikefa no mampihofana
👉Mamelona moteur ny mpianatra tsirairay
👉Miantoka sy mandefa anao @ stage, efa misy garage maro miara_miasa
👉Ahazoana Certificat ara-panjakana
👉Mandray mpianatra vaovao isan'andro
🔧Adresse :CFPA Mahazo ampitan'ny Taxi brousse Manjakandriana, ampitan'ny Accés Banque, ampitan'ny pharmacie RN2
☎ 0337986300/0345647357

Mirary soa ho anareo rehetra dia mitongava @ tanjona hirina daholo ianareo
13/07/2024

Mirary soa ho anareo rehetra dia mitongava @ tanjona hirina daholo ianareo

Tsy mitsahatra ny manome ny tsara ho anao izahay eto @ CFPA Mahazo eo @ sehatra Mécanique Auto /Moto👉Pratique ny 90% ny ...
04/07/2024

Tsy mitsahatra ny manome ny tsara ho anao izahay eto @ CFPA Mahazo eo @ sehatra Mécanique Auto /Moto
👉Pratique ny 90% ny fianarana
👉Ahazoana Certificat Ara-panjakana
👉Miantoka sy mandefa Stage
👉Formation Garantie
👉Mandray mpianatra isan'andro
🔧Misy cour de vacance 🔧Cour Normal 🔧Cour Acceleré 🔧Cour Spécial Samedi
🛻Adresse :CFPA Mahazo eo ampitan'ny Taxi brousse Manjakandriana, eo ampitan'ny Accés Banque, eo ampitan'ny Pharmacie RN2
☎ 0337986300/ 0345647357
Ahitana ireo karazana moteur hianarana avy atrany -Moteur Essence -Moteur Diesel _Électricité Auto _ Transmission
🚘Mpampianatra ampy traikefa @ fampihofanana.

17/06/2024

Address

Mahazo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CFPA Mahazo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category