Bain de langue Anglais en ligne

Bain de langue Anglais en ligne Coach en ligne

Cours 100 % en ligne et 100 % PRATIQUE pour tous les niveaux !
📚 General English – Maîtrisez l’anglais du quotidien
💼 Business English – Brillez dans le monde professionnel
🎓 English for Students – Un apprentissage adapté à tous les âges

04/05/2026

Good day everyone ✨

Andao hianatra indray expression iray tena ilaina amin’ny teny anglisy:
👉 “I was wondering if you could…”

Ity dia fomba malefaka sy polite ilazana fangatahana (request) 💬

📌 Ohatra:

I was wondering if you could help me.
I was wondering if you could send me the file.

🎯 Jereo hatramin’ny farany ny vidéo ary aza adino ny manao pratique 💪

Idiom of  the day: "What goes around comes around"
08/01/2026

Idiom of the day: "What goes around comes around"

Tratry ny taona vaovao 2026! ✨Ohabolana kely ho entina manamarika ity taona vaovao ity:“Don’t put off until tomorrow wha...
02/01/2026

Tratry ny taona vaovao 2026! ✨
Ohabolana kely ho entina manamarika ity taona vaovao ity:

“Don’t put off until tomorrow what you can do today.” 💪🔥
➡️ “Aza ahemotra ho rahampitso izay azonao atao anio.”

Happy holidays!May the magic of Christmas light your days, warm your heart, and bring hope and happiness for the year ah...
24/12/2025

Happy holidays!

May the magic of Christmas light your days, warm your heart, and bring hope and happiness for the year ahead.

23/09/2025

Miarahaba anareo mpanaraka ny pejy.

Manomboka izao dia hampidirina eto amin’ny pejy listening ahafahanao mizatra ny sofinao sy manitatra ny voambolana.

👉 Ny fizarana voalohany dia misy sous-titres.
👉 Ny fizarana faharoa kosa dia tsy misy sous-titres.

Miova isan-kerinandro ny lohateny na thème.

❌ Tsy ny teny anglisy no mora adino, na sarotra.✅ fa ny pratique no tsy ampy, ka very maina ny ezaka.Maro no efa nianatr...
01/06/2025

❌ Tsy ny teny anglisy no mora adino, na sarotra.
✅ fa ny pratique no tsy ampy, ka very maina ny ezaka.

Maro no efa nianatra, saingy vitsy dia vitsy no tena sahy miteny.

👉 Tsy voatery hiverina hianatra an-tsekoly foana vao mahay miteny anglisy.
Ny tena vahaolana dia fampiharana (pratique) régulier.
Na dia adiny iray isan-kerinandro monja aza, dia efa afaka manova be ny compétence-nao amin’ny fitenenana anglisy izany.

🎯 Izany indrindra no antony anolorantsika ny:
👉 Bain de langue anglais en ligne (vidéo-conférence)

Tianao ve ny miresaka lohahevitra samihafa mba hanitarana ny voambolanao?

✔️ Afaka maneho hevitra malalaka amin’ny teny anglisy
✔️ Fanitsiana sy fanampiana mivantana
✔️ Fifehezana tsikelikely ny grammaire sy ny conjugaison

📩 Raha liana ianao, mandefasa message dia hifandray aminao izahay 😊

01/05/2025

Ireto fomba fiteny ireto dia hita sy heno matetika amin’ny sarimihetsika, hira, na amin’ny resaka andavanandro.
Jereo h@ farany anie ny vidéo.

28/03/2025

"Bonjour à toute notre communauté !"

"À l'occasion de la commémoration du 29 mars 1947, nous saisissons l'opportunité de vous enrichir en vocabulaire relatif aux journées commémoratives."

14/03/2025

Ahoana ary no miteny hoe mba avereno ilay zavatra teninao teo fa tsy arako, tsy henoko, na tsy azonao mihintsy aza.

Ilay voalohany mihaja kokoa😊

Address

Antananarivo
Mahamasina
261

Opening Hours

Monday 06:00 - 21:00
Tuesday 06:00 - 21:00
Wednesday 06:00 - 21:00
Thursday 06:00 - 21:00
Friday 06:00 - 21:00
Saturday 06:00 - 21:00
Sunday 06:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bain de langue Anglais en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share