Trusty school

Trusty school Sagesse-Savoir-Succès

09/08/2026

ORA SY ANDRO FISOKAFAN'NY BIRAO
(Réinscriptions-Inscriptions)
N'y Birao Dia misokatra isan'andro
1) Alatsinainy ka hatramin'ny Zoma.
ORA: -Maraina((7h30' - 11h30)
-Hariva(13h30' - 15h)
2)Mbola misy ny tsy naka Bulletin de notes.
3) Misy olona afaka mandray anao foana aty ampianarana mandritra ity volana ity..
4) CONGE ny Tale manomboka ny TALATA faha 11 Août izao ,mandrampahatongan'ny 20 Août.
Mirary soa ho antsika rehetra.

01/08/2026

RÉINSCRIPTION 2026--2027
Betsaka ianareo no nitaraina, miangavy ny MBA omena fotoana Kely mahakasika n'y réinscription na fisoratana anarana ho an'ireo mpianatra tranainy ..Noho izany Dia omena fotoana hatramin'ity herinandro manaraka ity ary ISIKA tompoko 03 Août -07 Août. Antenaina fa samy ho Tonga ISIKA hanatanteraka izany. MBA HITSINJOVANA ANTSIKA DIA NISAFIDY NY MBOLA HIASA NY TALE MANDRITRA IREO DATY IREO. Tongava miresaka amin'ny Tale raha misy n'y tiana ho resahana . Misaotra Tompoko;

23/07/2026

PROGRAMA MIOVA
Mamerina n'y arahaba Tompoko !
Rehefa nifampiresaka Tamin'ny Préfet de police s'y ireo polices namana ary n'y mpiaramiasa Dia tapaka fa n'y ALAHADY FAHA 26 JOLAY amin'ny 7h30' no hanatanterahana ny CARNAVAL lehibe IZAY kasaitsika hatao . Tongava Maro,n'y mpianatra n'y Ray aman-dReny fa androntsika io .Amin'io Alahady io koa no hizarantsika n'y Bulletin de notes s'y n'y PRIMES REHETRA ho AN'NY mpianatra . Manentana antsika koa hanatrika n'y FETY lehibe izay hatao n'y Sabotsy faha 25 JOLAY manomboka amin'ny 12h30'. Mbola misy billets 40 ISA afaka jifaina amin'io andro Sabotsy io. Misaotra tompoko !

MIARAHABA TOMPOKONoho Ilay décision ministérielle nivoaka fa androm-pisaonana ho an'i Malagasy REHETRA ny Zoma fa 24 Jol...
23/07/2026

MIARAHABA TOMPOKO
Noho Ilay décision ministérielle nivoaka fa androm-pisaonana ho an'i Malagasy REHETRA ny Zoma fa 24 Jolay Dia mety ho atao n'y Asabotsy faha 25 Jolay Ilay Carnaval lehibe IZAY kasaintsika hatao.Misaotra amin'ny fitivanareo hatrany n'y sekolitsika. N'y Tale RAKOTOSON Nomenjanahary Rija.Samia Tahin'Andriamanitra !

VALIM-PANADINANA BEPC 2026 TRUSTY                           36/40 élèves                                90 %Isaorana And...
16/07/2026

VALIM-PANADINANA BEPC 2026 TRUSTY
36/40 élèves
90 %

Isaorana Andriamanitra lehibe amin'ny VOKATRA IZAY nomeny antsika. Isaorana ihany koa ISIKA Mpanabe rehetra ,Ray aman dReny ,indrindra ianareo ankizy. Mankahery ireo IZAY tsy afaka .

FAMPATSIAHIVANA DATYMampatsiahy antsika rehetra mpianatra s'y Ray aman-dReny fa toy izao ireo daty sy Zavatra Mbola atao...
08/07/2026

FAMPATSIAHIVANA DATY
Mampatsiahy antsika rehetra mpianatra s'y Ray aman-dReny fa toy izao ireo daty sy Zavatra Mbola ataontsika:
- Herin'andro 13 ka hatramin''ny 17/07/26 tsy misy répétition
-Miverina n'y répétition amin'ny 20,21,22,23 juillet 2026 (8h-11h)
- Zoma 24/07/26. CARNVAL lehibe ataon'ireo MPIANATRA REHETRA aty an-tsekoly + Bapamp mozika be
-Sabotsy 25/07/26 . 'Dejeuner Concert" AO amin'ny Petit Palais IZAY Mbola hanasana antsika MBA hividy billet AMIN'izany
-Alahady 26/07/26. FIZARANA BULLETIN DE NOTES s'y fetin'ny ankizy AO amin'ny INFP n'a École normale no fahalalatsika azy eto Ankadilalana (7h30' -12h)
- MIFARANA NY TALATA FAHA 28/07/26 n'y RÉINSCRIPTION.Misaotra antsika REHETRA .Mirary soa tompoko. N'y Tale

23/06/2026

23/06/26
FILAZANA FIOVANA PROGRAMA
Noho ny olana ara-pitaterana eto Antananarivo androany Dia tsy miakatra ireo ankizy Classes MANAO répétitions.(Prescolaire-primaire-College-Lycée).
NB: Mianatra kosa ny 3eme sy ny Terminale.
Misaotra ANTSIKA REHETRA amin'ny fiarahamiasa.

EMPLOI DU TEMPSEXAMEN FINAL+ EXAMEN BLANC II (TA et TD)
10/06/2026

EMPLOI DU TEMPS
EXAMEN FINAL+ EXAMEN BLANC II (TA et TD)

PROGRAMMES 10ème ANNIVERSAIRE :-Vendredi 24 Juillet 2026Carnaval+ fête organisée par les anciens élèves.- Samedi 25 juil...
18/05/2026

PROGRAMMES 10ème ANNIVERSAIRE :
-Vendredi 24 Juillet 2026
Carnaval+ fête organisée par les anciens élèves.
- Samedi 25 juillet 2026. Discours , distribution des attestations de travail (5 ans et plus de service) Dejeuner concert ,,MISS LP TRUSTY SCHOOL... sous le haut patronage de Chef CISCO Tana ville, Mr le Directeur de l'ONEP, Mr le Président DNELM, des Chefs d'établissements...
-Dimanche 26 Juillet 2026: Trusty Speciality Show.Distribution des bulletins de notes , distribution des primes.

10 ème ANNIVERSAIRE2015-2016/ 2025-2026Nous fixerons des objectifs et de défis pour ce 10ème anniversaire de notre établ...
18/05/2026

10 ème ANNIVERSAIRE
2015-2016/ 2025-2026
Nous fixerons des objectifs et de défis pour ce 10ème anniversaire de notre établissement scolaire. Nous faisons réunir notre solidarité. Les mauvaises pensées,Les mauvaises influences et les fausses manipulations ne peuvent rien faire. Nous allons voir l'avenir de nos enfants.La capacité de se développer mene au progrès. Nous allons mettre dans l'enceinte de notre école : une salle de projection et une salle d'écoute pour améliorer les autres langues officielles (Anglais, Allemand...)et ainsi qu'une salle de laboratoire scientifique . Allons nous payer et effectuer notre devoir et responsabilité: 50000 Ar/ Parent. N'ayez pas honte ,ne regarde pas les autres car ce devoir n'appartient pas aux mauvaises personnes.
vous avez le mois de JUIN pour l'effectuer. Merci de votre volonté et de votre collaboration ! Directeur RAKOTOSON Nomenjanahary Rija. Plus d'infos 0341825849

Address

Mahamasina

Telephone

+261341825849

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trusty school posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category