07/11/2025
🌡 Araky ny tombana nataon’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro dia ambony nohon’ny mahazatra ny mari-pana eto Madagasikara amin’ity volana novambra ity, ka aoka isika ho mailo!!!⚠️🇲🇬
😰 FIANTRAIKAN’NY HAFANANA BE LOATRA EO AMIN’NY FAHASALAMANA :
Tsy fahampian-drano nohon’ny hatsembohana be loatra💧
· Fanaintainan’ny hozatra 💪 avy amin’ ny fahaverezan’ireo singa mineraly ilain’ny vatana.
· “coup de chaleur” 🤒 izay mahatonga ny aretin-doha, maloiloy, fanina 😵💫
· Mampihombo ireo areti-mitaiza toy ny areti-po🫀 sy ny sohika (asthme) ka mila fitandremana
💡 TOROHEVITRA HO FISOROHANA IZANY:
- Misotroa rano matetika✅️
- Mamonjea toerana malomaloka arak’izay azo atao
- Halaviro ireo toerana mafana be, be olona na mihiboka
- Manao akanjo maivamaivana👚
- Tazomy ho mangatsiatsiaka ny trano🪭
- Araho akaiky ireo marefo ara-pahasalamana (zaza sy be antitra)🤕
migaingaina be
04/11/2025
COMMISSION DE LONGUEMENT M.A.F.A.Mi TSARAMANDROSO
Faly miarahaba izay afaka PACES rehetra, ary mankahery izay tsy nahomby.
Mirary soa izay efa nahavita, sy ireo izay hivoaka tsy ho ela, ary isika rehetra izay mbola manao examen & miandry résultat.
Hoan'ireo izay maniry ny hipetraka amin'ny cité M.A.F.A.Mi Tsaramandroso dia alefa mp amiko ireto manaraka ireto:
**Étudiant(e)
-Nom et prénom :
-Région:
-Carte d'étudiant (+photo) avec résultat de l'examen (admis, redoublant, en attente du résultat)
-Carte M.A.F.A.Mi
-Niveau d'etude(L2,L3,..)
-Année d'adhésion à l'association M.A.F.A.Mi (promotion)
-Adresse actuelle (Bloc, périphérique ect..)
-Numéro téléphone d'étudiant(e):
**Parents(Père et Mère)
-Profession des parents:
-Situation des parents:
✓Marié
✓Divorcé(e)
✓Veuve
NB : -Ny médecine générale 3 ème année vao afaka mifindra cité Tsaramandroso.
-Tsy izay manao demande rehetra d hovoaray fa miakina amin'ny disponibilités ny logement.
-Jerena ihany koa ny fahavitrihana manao adidy, activités ny association.
-TSY MAINTSY EFA NIPETRAKA BLOC vao voaray.
-Ny toeram-pianarana, ancienneté,...
09/05/2023
Info nasain namana nozaraina sod mahasoa ny tsirairay😊
leadership et communication #
Hatao ao des jeunes ny Asabotsy 20Mai 2023
Manomboka @
7:30 -11:30 mitohy hariva - 17h
Manoratra anarana amin'ny numero 0346669884 izay vonona
Misy certification azo am farany izay
👉CACHET ROUGE ARAM-PANJAKANA👈
Participation 10000ar...
Place limité: 30 eo sisa no libre
Tsy misy zavatra ilaina be fa fandraisana note fotsiny.
02/01/2021
Bonne année 2021 🎉🎉🎁🎁
Ho taona feno fahombiazana ❣️
Samia ho tahinTompo 🙏🙏
14/07/2019
😉 sendra mahaliana anao raha eto Janga ianao.