Gratia School

Gratia School

Share

Gratia is a Christian Private School. We know that education is the first step to development, in mind and on the ground. Join our FRIEND TEAM.

Gratia is initiative to give freely: support, education and leadership in the ways of the Gospel. You can help us to make things happen in a better way.

19/05/2026

📣 EXAM DAY - CEPE BLANC ‌

Mirary soa sy mitondra am-bavaka ho an’ireto zandry sy zanatsika miatrika ny CEPE Blanc anio ireto isika rehetra.

09 mianadahy izy ireo ary efa tsara fiomanana avokoa nandritra iny herinandro lasa iny. Mankasitraka ny mpanabe.

Toerana : CEG Belobaka, Mahajanga II
Anio, 19May 2026

Photos from Gratia School's post 01/05/2026

1st May.

Teaching is a sacred job ✹
Teachers don’t just teach, they help shape who we become.
Grateful for these amazing “soldiers” ❀

29/04/2026

Mitondra am-bavaka ireo mpianatra kilasy faha-7 hiatrika ny EXAMEN CEPE Blanc DNELM rahampitso đŸ™đŸŒ

Photos from Gratia School's post 29/04/2026

« Nanao baolina izahay androany! » âšœïžđŸ„ł

Niatrika Sport Scolaire, niseho vahoaka sy mpianatra maro dia maro, nialavoly, nilalao ary nahazo namana vaovao 🎉

Gratia School VS EPP Bealoy
Gratia School VS EP Tsinjo
Gratia School VS EPP Ampazony

Tsy tafiakatra demi-finale anefa, FA KOSA nanome ny tsara indrindra izahay ka faly tena faly đŸ„°

Amin’ny manaraka ataotsika mahita! đŸ€

Photos from Gratia School's post 23/04/2026

👋 Etsy ange e!

« Izahay tamin’ny mbola kely miakatra tendrombohitra, miampita rano, mamakivaky ala vao tonga any an-tsekoly » samy efa naheno ireo ray aman-drenintsika nitantara izany daholo angamba isika rehetra. 😁

Eto kosa dia ny mpianatra eto amin’ny Gratia School no hamerina io fehezanteny io, eny na dia efa 2026 aza isika izao.

đŸžïž Toy izao amin’ny sary izao ny lalan’ny mpianatra mandeha mianatra rehefa avy ny orana. Ny fotaka tsy lazaina intsony.

Maro amin’ireo mpianatra mantsy no mandeha tongotra ora sy kilometatra maromaro vao tonga ety an-tsekoly. Ka rehefa fianarana no resaka dia lasa izao!

Ary ianareo? Efa niaina toy izao ve? Zarao eo amin’ny “commentaire” mba ho zaraina amin’ny mpianatra hampirisihana azy ireo. â˜ș

Photos from Gratia School's post 20/04/2026

« Omeo andraikitra ny zaza » 💐

Zaro amin’ny lalana tokony alehany ny zaza hoy ny baiboly, fihetsika kely indrindra anefa tena manan-danja lehibe ary voarakitra mandrakizay ao ampon’ny zaza ny fanomezana andraikitra azy. Tsapany fa ilaina izy ary azo atokisana rehefa anankinana zavatra madinidinika toy izao.

Fanadiovana ny sekoly sy ny manodidina azy no andraikitra nomena ny mpianatra teto. ✹

Hafaliana sy fiaraha-mientana ary fifanampiana, izay no tena nisongadina nandritra izany đŸ€

Ho antsika ray aman-dreny, dieny mbola kely ny zaza dia omeo andraikitra. Atomboy amin’ny kely indrindra. Fadio ilay hoe: “Ndeha milalao fa tsy hain’ny zazakely izany!”
Omeo azy ny lamba keliny ho sasĂ ny, ampianaro manasa vilia izy, ataovy andraikiny ny fafa-tokontany, sns ohatra ihany ireo.

Isika rehetra anie samy manana ilay fahatsiarovana kely tamin’ny mbola kely ireny e? Taoko mahafinaritra 😍

Photos from Gratia School's post 17/04/2026

We pupils at Gratia School wish you a great weekend! đŸŽ‰đŸ„°

Photos from Gratia School's post 21/02/2026

«Journée des Ecoles», February 2026

05/10/2025

To all our teachers, superheroes, we are so proud to say

25/09/2025

Tsy olona fahatany ianao, olona tsara!

Want your school to be the top-listed School/college in Mahajanga?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address


Vohitsaina, Belobaka
Mahajanga
401