CPE Majunga

CPE Majunga

Share

cours CPE majunga préparation aux examens officiels BEPC; BACC Serie A,C,D

Photos from CPE Majunga's post 22/12/2025

Vita fanadinana 3 volana voalohany, Goûter de Noël, ho famaranana ny taona 2025.

22/12/2025

Vita fanadinana 3 volana voalohany, Goûter de Noël, ho famaranana ny taona 2025.
CLASSE 1ère D

22/12/2025

Vita fanadinana 3 volana voalohany, Goûter de Noël, ho famaranana ny taona 2025.
CLASSE DE 3ème I Jour

22/12/2025

Vita fanadinana 3 volana voalohany, Goûter de Noël, ho famaranana ny taona 2025.
CLASSE DE 2NDE

22/11/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! AN Randrianantenaina, Jenny Ta, RijaNinah Arivony, Félicien RF

17/11/2025

Miarahaba antsika rehetra.
Vanim-potoan'ny orana isika amin'izao, tsara foana misotro zavatra mafana alohan'ny hialana ao an-trano, mba hifantoka tanteraka ao am-pianarana.
☔ Aza adino ny fitaovana entina miaro amin'ny orana MBA tsy ho lena ny fitaovana.

💪 Mirary fahasalamana sy fahazotoana ho antsika hatrany.

14/11/2025

Miarahaba antsika amin'izao zoma mahafinaritra be izao.

- Alohan'ny hanao "révision", Dia misotroa rano iray vera, fa manampy ny sainao MBA ho mora mandray kokoa ny zavatra ataonao izany.

📂 Aza adino hatrany ny manao topi-maso Kely ny lesona izay vita na Dia pejy iray monja a.

13/11/2025

LESONA HO ANTSIKA ANIO:

- Manokàna fotoana hamakiana boky, na Dia pejy iray monja aza, mba hampitombo ny fahaizana tsipelina, sy hampitombo fahalalàna sy ny fahaiza-mamaky.
📖📖📖📖📖📖📖📖📖📖

13/11/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fahasoavana Junnot, Fhy Annah

11/11/2025

Toro-hevitra fohy ho antsika mpianatra amin'izao hariva izao.

1️⃣ Afaka manokana 30 minitra hianarana lesona

2️⃣ 15 minitra hanaovana ny enti-mody.

3️⃣ 15 minitra hanomanana ny rampitso

Ora iray isaky ny hariva Dia ampy ahavitana zavatra betsaka.
🔥Alefaso tsikelikely fa ho gaga ianao any amin'ny farany.

MIROSO HATRANY

10/11/2025

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny Pejy.
Amin'izao alatsinainy izao, Dia hizara zavatra ho antsika izahay

Hanomboka izao ny fitsapam-pahaizana, koa ireto misy toromarika vitsivitsy hanampy anao amin'izany.

- Manaova "révision" tsikelikely isaky ny mandeha, fa tsy andrasana 1 na 2 andro mialoha ny fitsapana vao hampiditra an'izy rehetra, Raha azo atao Dia manaova fiche Dia afaka entinao mandeha amin'ny toerana rehetra izay alehanao izany.

- Aza adino ny mametraka paikady milamina, mirindra, Ary tanjona isan'andro.

- Aza mora kivy rehefa manao zavatra, ataovy ao an-doha hatrany ny fahombiazana

MIRARY HERINANDRO FENO FAHOMBIAZANA HO ANTSIKA REHETRA HATRANY.
🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥

07/11/2025

Miarahaba antsika rehetra
Raha manana faniriana handroso isika eo amin'ny fiainana, indrindra indrindra ara-panabeazana, Dia Mila manana lamina sy fifehezan-tena hatrany.
Mirary tontolo Feno fahombiazana hatrany ho antsika.

Want your school to be the top-listed School/college in Mahajanga?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Villa Assadour
Mahajanga
401