24/06/2024
100% CEPE LYPAM
Gloire à Dieu
Ecole Préscolaire au Lycée
24/06/2024
100% CEPE LYPAM
Gloire à Dieu
Retraite Spirituelle:
Misaotra ireo mpanabe LYPAM rehetra
Hagay 2:4 / Jao 15:16
"Mahereza hianareo ry mpanabe isany ka miasà fa momba anareo Jéhovah satria Izy no nifidy anareo "
LYPAM Malalanay
04/02/2024
Réunion des parents.
Merci à tous : La Proviseure, la présidente de l'association des parents, l'administrateur financier, le responsable Pédagogique, le surveillant général, Le CMAM et à ceux qui ont soutenu cette réunion
LYPAM Malalanay
04/02/2024
Visite de courtoisie : Fiarahabana tratry ny taona ireo manam-pahefana amin'ny sehatry ny fampianarana.
Merci à tous.
LYPAM Malalanay
04/02/2024
Chapelle du Mercredi : " Bombe à retardement" Resaka zava-mahadomelina lay raha.
Merci à tous et spécialement à Mr A. Jean Paul (SSOR, Service des Suivis des Organismes Rattachés de la DREN BOENY -
04/02/2024
Formation : animateurs en éducation parentale
Merci à tous
LYPAM Malalanay
04/02/2024
Sortie (fitsangatsanana PARC RENIALA)
Merci à tous.
LYPAM Malalanay
19/10/2023
Chapelle de la semaine.
Sincérité , Vérité : fahatsoram-po, fahamarinana
Ny mpianatra mahay sady marina no tsy mihatsaravelatsihy no azo antoka fa ho lasa lavitra amin'ny fiainana. Raha nanao ny ezaka rehetra izy kanefa tsy lafatra ny naoty ary tamin'ny fahamarinana no nanatanterahany ny fanadinana nohon'ny fahatahorany an'Andriamanitra dia tsy tokony hanahy satria azo antoka fa hitahy azy Andriamanitra.
Anisan'ny olana lehibe mahatonga azy ireo maka tahaka, mandainga, mihatsaravelatsihy ny fahatsapany fa tsy manana tomambidy izy.
Ny olona rehetra dia samy manana ny mampiavaka azy. Ny tsara eny amin'ny hafa tsy voatery ho mety aminao ary tsy homeny anao. Ny mampiavaka anao, ny tsara amin'ny tenanao (mety ho ivelany fa indrindra ny toetra anaty sy ny fahaiza-manao na ny talenta) no ifantohy, kolokoloy, trandrao miaraka amin'ny vavaka sy ny finoana an'Andriamanitra dia ho lasa lavitra ianao eo amin'ny fianana.
Inona moa no dikany naoty tsara ankehitriny raha tamin'ny hala tahaka, fanambaniana sy lainga no nahazahoana izany? Vao maika ratsy anefa fa sady ratsy ny naoty no nandainga, naka-tahaka ianao.
Mpianatra marina, tso-po ary mahatoky fa manana ny valeur - ny eo imason'Andriamanitra no azo antoka fa handroso.
Isaia 41:10
"Aza matahotra ianao fa momba anao aho, ary aza miherikerika foana fa Izaho no Andriamananitrao; mampahery anao Aho sady mamonjy Anao; Eny, mitantantana anao amin'ny tànana ankavanan'ny fahamarinako Aho."
Méditation: RAKOTOARIMANANA Livatiana
Formateur : RAKOTO Françoise Paradis
04/10/2023