14/01/2026
Upftgm
Université Privée des Futurs Transitaires et Gestionnaires de Madagascar
14/01/2026
27/12/2025
Raisina ihany koa ianareo izay maniry ny hiditra L1 na 1ère année ato amn UPFTGM Mahajanga,Tsaramandroso Ambony
Efa hoisy ny lamina,le 05 janvier izao no fidirana ny L1 sy L3 vao2
tel:0344016322
23/12/2025
Université Privée UPFTGM Mahajanga
Misokatra ny fandraisana mpianatra vao2 L3 na 3éme Année,le 5 janvier izao no fidirantsika
03/12/2025
Université Privée Mahajanga👉Inscription Ouverte(L3)
le 05 janvier 2026 izao no miditra ny L3 na ny 3ème Année
Arreté 34.520/2023-MESupRES(Bac+3 ou Licence)
Arreté FOP 7670/2024 CNEAT
13/11/2025
Soutenance Licence
Arreté 34.520/2023-MESupRES(Bac+3 ou Licence)
Arreté FOP 7670/2024 CNEAT
Félicitations👏👏👏👏👏!!!!!!!
sombiny sary,mialatsiny amle tsy azo sary
Am le 5 janvier2026 ny fidirana manaraka hoan'ny 3éme Année(L3) ato aminay ho an'izay te hanana licence na Bac+3
13/10/2025
Miarahaba an'ireo mpianatra vao2
EFA miditra isika hoan'ireo Zay Mbola variana
Université Privée(UPFTGM) Mahajanga
25/08/2025
Inscription Ouverte
Université Privée UPFTGM Mahajanga,tsaramandroso Ambony,ambaniny FLM,Bâtiment Serenah Beauté
Tel:0344016322,0329671111
22/08/2025
Ireto ny Université arampanjakana eto Mahajanga,izay hita ato am Salon de l'Etudiant eto am poste mahajanga,izay karakarainy Ministère(MESupRES),amn alalany CIDST,izay ato anatiny tanteraka izahay Université Privée UPFTGM,ato am Stand 18 izahay,Misokatra ny fisoratana anarana ato aminay(L1,L2,L3)
20/08/2025
Félicitations bacheliers 2025
EFA misokatra ny fisoratana anarana ato Ami'ny Université privé UPFTGM Mahajanga,na série inona na série inona,izay manana ny
Arreté 2550/2025/METFP(arreté Bac+2,DTS ou BTS)
Arreté 34.520/2023-MESupRES(Bac+3 ou Licence)
Arreté FOP 7670/2024 CNEAT
tsara Mariana fa misy ny informatique sy langue maimaimpoana ho an'ny pianatra ato, Ary misy ny stage,izay izahay ihany no miantoka ny stage araka ny itatsika am sary izao ny sasantsasany am stage,Ary ny soutenance no mamarana azy
Mirary soa ho antsika jiaby
04/05/2025
Voyage d'étude Antsirabe
Université UPFTGM Mahajanga(Gestion et transit et douane)
Am septembre izao sahady ny fidirana hoan'zay anatevindaharana miaraka amnay,VAO mivaly ny bac dia efa afaka misoratra anarana ny 1ère Année sy ireo 2ème Année sy 3ème Année ho ato aminay
29/04/2025
Voyage d'étude Antsirabe
Université Privée(Gestion,Transit et douane )
UPFTGM Mahajanga
13/02/2025
Arreté 2550/2025/METFP(arreté Bac+2,DTS ou BTS)
Arreté 34.520/2023-MESupRES(Bac+3 ou Licence)
Arreté FOP 7670/2024 CNEAT
Mbola mandray 2éme Vague izahay hoan'izay mbola vonona
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Tsaramandroso Ambany
Mahajanga
401