30/12/2024
Masoandro COURS
COURS PREPARATOIRES : BEPC ( Option A - B ) ; BAC ( Série L - S ) ; CONCOURS ET EXAMENS OFFICIEL
30/12/2024
💥LYCÉE PRIVÉ MASOANDRO💥
Adresse : Quartier Manga à côté de l'église Anglicane en face de Planet Beauty.
29/03/2022
💥MASOANDRO COURS💥
Masoandro Cours dia manomana cours préparatoire d'élèves GENDARMES izay atao ao @ lycée Philbert Tsiranana Mahajanga ny 11 avril 2022 ka ny mpampianatra mandray anjara @ izany
dia ny mpampianatra efa za-draharaha @ fampianarana ny olona te ho mpiasam-panjakana. Manampy @ fikarakarana antota-taratasy (dossier) ny mpianatra rehetra izahay ato @ Masoandro Cours. Ary misy livre ho zaraina hoan'ny mpianatra manatrika io fampianarana io.
Ora fianarana : lundi au vendredi : 18h30 -20h15 ary samedi après midi : 15h à 17h.
Ny toerana fandraisana ny mpianatra : ao @ lycée Philibert Tsiranana isaky ny hariva 18h - 20h ihany.
Fanazavana fanampiny : 0325147203 / 0344372702.
Mitongava maro atsika satria efa maro ny nahazo vokatra tsara tao @ Masoandro Cours.
31/01/2022
💥MASOANDRO COURS 💥
Manomana cours préparatoire de police izay atao ao @ lycée Philbert Tsiranana Mahajanga manomboka ny 07 février 2022. Ny fampandehanany fampianarana dia tatnterahan'i Commissaire de police sy mpampiantra civil efa za-draharaha. Ary misy cours en salle misy koa cours à distance. Ka misy livre zaraina hoan'ny mpianatra manatrika io cours io. Ora fianarana : lundi soir à vendredi soir : 18h-20h ary samedi après midi : 14h30 à 18h30
27/09/2021
💥 MASOANDRO COURS 💥
Manomana cours du soir hoan'ny mpianatra rehetra izay hanomana fanadinana CEPE - BEPC - BACC @ ity taona ity. Atao izany mba ho fanatsarana ny voka-pananadinana misy eto Mahajanga. Ka @ alalany vidéo projecteur no hanazavana ny lesona sy formule rehetra. Mikarakara dossier ny mpianatra rehetra izay hanomana fanadinana izahay. Misy koa ny doncteur mnoro hevitra @ sakafo sy vitamine ary calcium tkn ho anina hoan'ny mpianatra sarotra mitadidy lesona. Izay mpianatra ts manao taranja Anglais dia ampanaovina Espagnol.
Fidirana : 11 Octobre 2021
Toerana : ISPAM Mangarivotra à Mahajanga.
Ora fianarana : lundi - vendredi soir : 18h15 - 20h15 ary samedi : 14h30 -18h30
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Mahajanga
401