01/08/2024
Cours de Langues
ANGLAIS & FRANÇAIS
Sahirana ve ianao miteny vahiny, mahazo izay lazain'olona ve fa tsy afaka mamaly ? Sa miakanakana miteny ka te hahay miteny misosa tsara ?
Sa hoe mbola tsy mahay mihitsy ?
Efa mahay ve fa Tena hanamafy fahalalana fotsiny ?
Na hanomana boky soutenance ianao, na hiasa ianao, na hanao entretien d'embauche ianao, eny fa handeha any ivelany dia ilainao foana ny LANGUES
Course dia afaka manampy anao amin'izany.
Aza misalasala miresaka mivantana mp na miantso Raha liana anao tompoko.
Tél : 032 75 240 42 ou 034 63 912 33
Lieu : Tsaralaza Tsaramandroso