test message from python
Kitapo
Robot DCA - Fanangonana crypto
06/02/2025
Fiadanana daholo e,
πΆ Vaovao ny taona, dia mihatsara hatrany isika.
Nohavaozina kely ilay tranokalantsika, ary nohavaozina ihany koa ny 'algorithme' izay mampandeha ilay robot kitapo.
π₯π₯π₯ Araka ny hitantsika moa tato anaty pejy fa teo @ 12% teo ny interet tafavoaka tamin'ny heritaona. π₯π₯π₯
Tsara foana manamarika ity fa tsy mitazona compten'iza n'iza izahay fa any amin'ny binance'nao no hiasan'ilay robot.
Rohy ππππππ
Robot kitapo robot crypto - kitapo - retraite - cnaps - BTC - ETH - usdt
06/01/2025
Malagasy π²π¬
Arabaina nahatratra ny taona vaovao 2025 ny mpanaraka ny pejy! Ho tahian'Andriamanitra hianareo rehetra amin'ity taona vaovao ity. πβ¨ Mirary taona feno fahombiazana, fahasalamana ary fahasoavana ho an'ny rehetra! ππ
FranΓ§ais π«π·
Bonne annΓ©e 2025 Γ tous les abonnΓ©s de la page ! Que Dieu vous bΓ©nisse abondamment en cette nouvelle annΓ©e. πβ¨ Nous vous souhaitons succΓ¨s, santΓ© et bonheur tout au long de l'annΓ©e ! ππ
English π¬π§
Happy New Year 2025 to all the followers of this page! May God bless you abundantly this year. πβ¨ Wishing you success, health, and happiness throughout the year! ππ
π Mirary Taona Vaovao Sambatra! | Bonne AnnΓ©e! | Happy New Year! π
12/11/2024
Allo Allo πππ
Bull run miainga any an, lasa ity. Efa tara izany raha izao vao hanomboka hitahiry crypto. Miandry ny fahataperan'io ndray d afaka 4 taona any ndray. Rehefa tapitra io d asehoko eto ny resultat an'io compte test io ho hiarantsika mahita.
18/05/2024
Handefa vaovao kely indray aloha androany fa efa ela2 zay.
Hitantsika amin'ny sary roa manaraka ireto, fa nahita 1.4 % π₯° ny profit, nefa 0 π₯° ordre.
Fanazavana: πππ
- ny kitapo dia manangona crypto BTC, ETH, USDT. Ireo dia mihetsika foana ny cours. ka raha miakatra par rapport amin valeur moyenne d'achat dia miakatra ny sandany dia mahazo profit avy hatrany raha toa ka alaina ilay izy. Eny na tsy misy ordre aza ny robot.
β Tsy trading fivelomana ity fa natao fitehirizana vola sady mbo misy interet rehefa any arina any.
14/04/2024
Ity tarehimarika ity no farany capture androany mialohan mise a jour zay natao tamin robot Kitapo. Reinitialiser ny compteur manomboka androany, izany hoe retour investissement 0% mety ho negatif raha milatsaka ny cours.
Mifanindrandalana amin'ity mise a jour ity ny mise a jour Stratv7 zay liquide omaly alina :( Izay no mahasamihafa ny Kitapo ( invest crypto long terme) sy Stratv7 ( trade crypto court terme ) zay mahita 100% ao anatin' 1 - 5 volana.
02/01/2024
02/01/2024
ππ π π Heritaona izay nanaovanay ity DCA ity. Toy ny vao omaly e.. jereo ato anaty pejy ato ny fiakarany fa natao mazava tsara ilay izy.
Epargne izy io, zany hoe vola tsy dia kitihana loatra
Statistique anio io hitantsika io efa ho 100% π₯³πͺπ½ latsaka kely ny interet azo aminy hatreto. 2024 - 01 -02
Hanao live iray aho amin samedi heriny. Hiresaka crypto sy ny trading.
Ankoatra ny Kitapo , hisy presentation momba ny Stratv7 ity farany ao anatin andrana faramparany.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Amborovy
Mahajanga
101