Ino vaovao Maevatanana

Ino vaovao Maevatanana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ino vaovao Maevatanana, College & University, 0320242446, Maevatanana.

⭕ Lehilahy iray tokony higadra mandra-pahafaty tany Etazonia tany no nangataka fahavitan'ny saziny rehefa maty nandritra...
13/12/2024

⭕ Lehilahy iray tokony higadra mandra-pahafaty tany Etazonia tany no nangataka fahavitan'ny saziny rehefa maty nandritran'ny minitra vitsy tany am-ponja.
❗Nanao arret cardiaque tampoka tany am-ponja i Benjamin Schreiber, saingy avotra soa aman-tsara rehefa nentina hopitaly.
🔹Namerina nampakatra ny raharaha teny amin'ny fitsarana ny tenany taorian'izay, ary nilaza fa efa tapitra tamin'ilay fahafatesana kely minitra vitsy izany ny saziny (mandra-pahafaty) ka tokony hivoaka amin'izay.

🚨RECRUTEMENT DE PLUSIEURS INFIRMIERS GÉNÉRALISTES ET SAGES FEMMES 🚨PROJET DE SANTE EN VUE D’EVANGELISATIONAntony : FANDR...
29/11/2024

🚨RECRUTEMENT DE PLUSIEURS INFIRMIERS GÉNÉRALISTES ET SAGES FEMMES 🚨

PROJET DE SANTE EN VUE D’EVANGELISATION
Antony : FANDRAISANA MPIASA (Personnels Paramedicaux)
Ny « Associatioon des Infirmiers a Madagascar » dia nanangana ny « PROJET DE SANTE EN VUE D’EVANGELISATION » @ ireto faritra manaraka ireto, ka mitady Sage-femmes sy Infirmiers Generalistes miisa 100 ka mitsinjara toy izao :
 Région SAVA (05)
 Région DIANA (05
 Région SOFIA (40)
 Région BETSIBOKA (05)
 Région BOENY (05)
 Région BONGOLOVA (10)
 Région ATSIMO ATSINANANA (10)
 Région MENABE (10)
 Région IHOROMBE (05)
 Région ATSIMO ANDREFANA (05)

 DOSSIER ILAINA :
 Photocopie Diplôme L3 voamarina mois de 3 mois
 Relevé des notes L1, L2, L3 voamarina
 Photocopie Diplôme Bacc voamarina
 Photocopie carte professsionnel voamarina

 IREO DOSSIER FANAMPINY :
 Certificat de bonne conduite avy @ ordre professionnel.
 Attestation d’inscription @ Ordre Professionnel
 Certificat de résidence moins de 03 mois
 Demande manuscrite adresse à Madame le Coordinateur du Projet de Sante en vue d’évangélisation
 Lettre de motivation + CV
 CIN légalisé moins de 03 mois

 DINGANA TSY MAINTSY ATAO :
 Entretien écrit + Oral
 Formation pour un mois
 Contrat de travail + 5 ans et lettre d’engagement vise par l’Ordre Porfessionnel
 Ny dossier rehetra dia elefa @ email [email protected] en copie [email protected]
Misokatra sy fandraisana ny dossier de candidature ny 02 Decembre 2024 – 20 decembre 2024.
Date hikirakiranany dossier: 13 Janvier 2025
Entina ampelatanana ny dossier physique rehetra miatrika ny entretien ianao.
Mila mijery matetika ny adresse email nao ianao satria ao no alefanay ny taratasy fiantsoana.

NB: Za juste mizara fotsiny fa tsy tomponandraikitra na source ity pub ity. Merci
Source : https://www.facebook.com/photo?fbid=859490856256203&set=a.105511531654143

29/11/2024
⭕ 19 407 ny Malagasy mitondra ny tsimok'aretina VIH/SIDA taorian'ny fitiliana faobe natao ny volana Jona teo.❗ 8,18% tam...
29/11/2024

⭕ 19 407 ny Malagasy mitondra ny tsimok'aretina VIH/SIDA taorian'ny fitiliana faobe natao ny volana Jona teo.
❗ 8,18% tamin'ireo no voamarina fa mandray zava-mahadomelina no mety nahazoany ny aretina.

🚨‼️𝐁𝐄𝐓𝐑𝐎𝐊𝐀 : 𝐊𝐀𝐑𝐀𝐍𝐃𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐈𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐄𝐇𝐀 𝟗𝟎 𝐋𝐀𝐓𝐒𝐀𝐊𝐀 𝐒𝐘 𝐃𝐈𝐅𝐎𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐍𝐎‼️➡️ Nofo mangatsikan’olona 07‚ ahitana zazakely...
29/11/2024

🚨‼️𝐁𝐄𝐓𝐑𝐎𝐊𝐀 : 𝐊𝐀𝐑𝐀𝐍𝐃𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐈𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐄𝐇𝐀 𝟗𝟎 𝐋𝐀𝐓𝐒𝐀𝐊𝐀 𝐒𝐘 𝐃𝐈𝐅𝐎𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐍𝐎‼️

➡️ Nofo mangatsikan’olona 07‚ ahitana zazakely sy vehivavy no efa hita. Ankoatrin’ireo manaraka fitsaboana izay sempotra vokatry ny loza niseho tao Betroka.

❌ Latsaka tao anaty rano amin’ny tetezana miala ny tanàna Betroka ity fiara karandalana fitateram-bahoaka avy tany tany Amboasary ho any Ilakaka ity. Difotra hatrany amin’ny tafo ka betsaka ny olona namoy ny ainy sy sempotra tao anatiny ao ireo mbola karohina hatramin'izao.

✅ Manodidina ny 90 ny olona nandeha tamin’ity fiara fitateram-bahoaka ity. Mitohy ny fikarohana.
______________________________

27/11/2024

Inona ny puce ampiasainareo?

26/11/2024

Iza no mba ben'ny tanana hitantana ity MAEVA ntsika ty?
Mahaiza misafidy

❤️🇲🇬❤️
07/07/2021

❤️🇲🇬❤️

❤️maeva❤️
06/07/2021

❤️maeva❤️

Address

0320242446
Maevatanana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ino vaovao Maevatanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share