Tsara Jesosy

Tsara Jesosy Ho fanitarana ny fanjakan'Andriamanitra ary ho fampijoroana ny mpino tsirairay

01/04/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Emilson Ranaivomanana, Liva Raheliarison

02/03/2026
21/06/2025

Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra. โ€” Romana 8 : 14

โ™ฅ๏ธ Amin'ny fotoana velona ao anatinao Jesosy, dia olomboavonjy ianao izay๐Ÿ™ Ny olona rehefa nandray ny famonjena izay efa...
16/06/2025

โ™ฅ๏ธ Amin'ny fotoana velona ao anatinao Jesosy, dia olomboavonjy ianao izay

๐Ÿ™ Ny olona rehefa nandray ny famonjena izay efa vitan'i Jesosy Dia atao hoe olomboavonjy izy Zay
๐Ÿ™ Tsy miankina ezaka ataontsika ny maha voavonjy antsika fa miankina @ Zavatra EFA vitan'i Jesosy

๐Ÿ™ Jesosy no mihazona anao fa tsy isika mihitsy ny hiezaka hitazona ny famonjena
Isika olombelona dia olona very no novonjen'i Jesosy

๐Ÿ™ Manamasitena no hany Sisa andraikitro sy andraikitrao
Ny atao hoe Manamasitena Dia manokana ny tenantsika ho an'ny Tompo irery Ihany
Mibanjina Azy sy ny Fahamasinana
Tsy miezaka ny ho masina fa manatona sy mifampitakosona amin'ilay Masina indrindra

15/06/2025

Fa ny fihevitry ny nofo dia fahafatesana; fa ny fihevitry ny Fanahy kosa fiainana, sy fiadanana โ€” Romana 8 : 6

14/06/2025

๐Ÿ™ Izaho sy anao raha Mbola milaza fa mafy sy matanjaka dia tsy afaka haneho ny maha Izy Azy Andriamanitra

๐Ÿ™๐Ÿ™Fa rehefa isika mampiseho fa malemy isika ka mamela ny Heriny hampiasa sy hiasa eo amintsika

โ™ฅ๏ธโ™ฅ๏ธDia ho tsapanao fa lehibe lavitra Andriamanitra noho ny fahaizantsika Izy ary haneho ny voninahiny amintsika Izy

Jesosy lay hany Tonga hananteraka izany
Izy irery no afaka hahatonga izany @ fiainanao

13/06/2025

Aoka tsy hiala amin'ny vavanao ity bokin'ny lalร na ity, fa saintsaino andro aman'alina, hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo; ary amin'izany dia hahalavorary ny lalanao ianao sady hambinina] โ€” Josoa 1 : 8

12/06/2025

Izaho( Jesosy) avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be. โ€” Jaona 10 : 10b

09/06/2025

๐ŸŒน"..... dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny tenin'Andriamanitra tamin'ny fahasahiana." โ€” Asan'ny Apostoly 4 : 31b

09/06/2025

Ny Fanahin'i Jehovah Tompo no ato amiko, Satria Jehovah efa nanosotra ahy hitory teny soa mahafaly amin'ny mpandefitra, efa naniraka Ahy hahasitrana* ny torotoro fo Izy, ary hitory fanafahana amin'ny babo sy hamoaka ny ao an-trano-maizina ho amin'ny mazava, โ€” Isaia 61 : 1

๐ŸŒน He ao anatintsika ny Fanahy Masina dia tsy hoe akory hanao izay hampanan- karena Izy fa ny tena Izy dia hanome Hery antsika Hanana fahasahiana hitory teny sy hijoro vavolombelon'ny Tompo

๐ŸŒน"..... dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny tenin'Andriamanitra tamin'ny fahasahiana." โ€” Asan'ny Apostoly 4 : 31b

Ny tena Antony mahatonga ny Fanahy Masina hameno Anao amin'ny Heriny dia MBA hahatonga antsika Hanana fahasahiana hanambara ny Tenin'andriamanitra

07/06/2025

Raha EFA an'i Jesosy Ianao Dia Tsarovy foana fa tsy misy afaka manameloka Anao intsony.
Avelao hiseho eo Aminao ny Zavatra vitany

Address

Itaosy

Telephone

+261341882992

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara Jesosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category