Les Séraphins

Les Séraphins Groupe d'établissements d’enseignement privés d’expression française. ÉCOLE , COLLÈGE , LYCÉE

Fondée en 1989, l’école repose sur des valeurs chrétiennes et accueille les élèves de la maternelle jusqu’aux classes de terminale

🔧 MITADY ASA VAOVAO? MANANA FIANARANA AMIN’NY MAINTENANCE?Mitady Agent de Maintenance ny Les Séraphins! 👷‍♂️✨✅ Permis D ...
20/08/2026

🔧 MITADY ASA VAOVAO? MANANA FIANARANA AMIN’NY MAINTENANCE?

Mitady Agent de Maintenance ny Les Séraphins! 👷‍♂️✨

✅ Permis D no takiana
📍 Toerana hiasana : Itaosy
📞 038 38 471 77

Aza misalasala manatona na miantso raha liana amin’ity fahafahana ity! 💪😊

19/08/2026

✨ Azo aloa in-3 ny fividianana fitaovam-pianarana, mba hanamora kokoa ny fiomanana amin’ny fiverenana an-tsekoly.

Tsy mila mitady lavitra intsony! ✨ Misy ato avokoa.

🛍️ Tongava maka izay ilainao dieny izao, ary miomàna am-pitoniana amin’ny fiverenana an-tsekoly! 🌟

📖 « Ary izay rehetra ataonareo, dia ataovy amin’ny fo, tahaka ny ho an’ny Tompo. » — Kolosiana 3:23 ✝️🛠️ Mankasitraka ny...
18/08/2026

📖 « Ary izay rehetra ataonareo, dia ataovy amin’ny fo, tahaka ny ho an’ny Tompo. » — Kolosiana 3:23 ✝️

🛠️ Mankasitraka ny ezaka ataon’ny ekipa « Maintenance » ! 💙

Na dia fotoam-pialan-tsasatra aza izao, dia mbola miasa mafy hatrany ny ekipa manatsara. 💪✨

Manamboatra, mikarakara ary manomana ireo établissements rehetra izy ireo, mba ho vonona sy milamina handray ireo mpianatra amin’ny fidiran’ny taom-pianarana vaovao. 🏫🎒📚

Misaotra sy mankasitraka anareo amin’ny fahavitrihana, ny faharetana ary ny asa mafy ataonareo! 🙏❤️

Miaraka, manomana ny fiverenan’ireo mpianatra am-pitiavana isika! ✨💙

📚✨ Les inscriptions avancent à grands pas chez Les Séraphins !Chers parents, chers élèves et futurs élèves, le temps pre...
17/08/2026

📚✨ Les inscriptions avancent à grands pas chez Les Séraphins !

Chers parents, chers élèves et futurs élèves, le temps presse ! ⏰
Plusieurs classes sont déjà complètes. Ne tardez plus à venir effectuer votre réinscription ou inscription afin de garantir votre place pour la prochaine rentrée. 🎒❤️

Nous vous attendons chez Les Séraphins ! 🌟

💙 Pourquoi choisir Les Séraphins pour votre enfant ?Parce qu’au-delà des apprentissages, nous voulons offrir à chaque en...
13/08/2026

💙 Pourquoi choisir Les Séraphins pour votre enfant ?

Parce qu’au-delà des apprentissages, nous voulons offrir à chaque enfant un cadre où il peut apprendre, grandir, s’épanouir et construire son avenir. ✨

Aux Séraphins, nous plaçons au cœur de notre accompagnement la bienveillance, le respect, le partage et les valeurs chrétiennes. 🙏❤️

📍 Retrouvez-nous dans nos différents établissements et venez nous rencontrer !

11/08/2026
🎉 Les inscriptions continuent au S7 Ambohimamory ! 🏫💙Vous êtes nombreux à nous faire confiance et nous vous en remercion...
10/08/2026

🎉 Les inscriptions continuent au S7 Ambohimamory ! 🏫💙

Vous êtes nombreux à nous faire confiance et nous vous en remercions ! 🥰
Les inscriptions pour notre nouvel établissement Les Séraphins S7 à Ambohimamory – Itaosy continuent ! 🎊

👶 Préscolaire
📚 Primaire

Pour les familles d’Itaosy, Antanimenakely, Ampitatafika, Anosizato et des environs, c’est le moment de venir inscrire vos enfants et de rejoindre la grande famille des Séraphins ! 💙✨

🌱 Un cadre d’apprentissage adapté
📖 Une éducation de qualité
✝️ Des valeurs chrétiennes
👩‍🏫 Une équipe engagée pour accompagner chaque enfant

📍 S7 – Ambohimamory, Itaosy
🗺️ Retrouvez le plan d’accès dans notre publication pour nous trouver facilement !

📞 Pour plus d’informations ou pour les inscriptions : 038 02 021 17

✨ Les places sont limitées, alors n’attendez plus !
Nous avons hâte de vous accueillir dans notre tout nouvel établissement ! 🥰🏫💙

S7 Ambohimamory : une nouvelle aventure commence avec Les Séraphins ! 🌟📚

💙🙏 Andao isika hifanome tanana hanampy an’i Tsiferana kely 🙏💙Tsiferana dia zazalahy kely feno hafaliana sy tsikitsiky ma...
05/08/2026

💙🙏 Andao isika hifanome tanana hanampy an’i Tsiferana kely 🙏💙

Tsiferana dia zazalahy kely feno hafaliana sy tsikitsiky mandrakariva. Zaza natanjaka, tia milalao ary faly miara-mifaly amin’ireo namany eny an-tsekoly izy. Saingy indrisy, niova tampoka ny fiainany… Voan’ny homamiadan’ny rà (lymphome) i Tsiferana ka mila manohy ny fitsaboana any ivelany mba hahafahany hiady amin’izao aretina izao. 💔

Amin’ny maha-fianakavian’ny Séraphins antsika, dia maniry izahay ny hanohana azy hatrany. Hikarakara ny fianarany izahay ary handray an-tanana ireo sara rehetra mifandraika amin’izany, mba tsy ho sakana aminy ny fianarana mandritra izao ady ataony izao. 📚💙

Nefa mila ny fanampianareo ihany koa izahay mba hanampiana ny fianakaviany amin’ny fiatrehana ireo fitsaboana sy fandaniana maro ilaina mba hahafahan’i Tsiferana mahazo ilay fitsaboana sahaza azy. 🙏

Koa manentana antsika rehetra izahay: izay afaka manampy, na kely na lehibe, dia efa fanomezana lehibe ho an’i Tsiferana sy ny fianakaviany. Ny tolo-tanana ataontsika androany dia mety ho hery sy fanantenana lehibe ho an’ity zaza feno nofy sy tsikitsiky ity. ❤️

Aoka isika hiara-hanampy an’i Tsiferana hiverina hilalao miaraka amin’ireo namany, hiverina hianatra ary hiverina hitsiky indray.

📞 Raha te hanome fanampiana dia afaka mifandray amin’i Mme Charline (reniny) amin’ireto laharana ireto:
☎️ 034 28 941 20
☎️ 037 76 931 17

Misaotra indrindra amin’ny fo feno ho an’izay rehetra hanohana an’i Tsiferana kely. 🙏💙

03/08/2026

🎉🥳 C'est le grand jour !

Efa maro no tonga naka ary efa misy nisoratra anarana sahady nefa vao tapak’andro izao no nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny birao eto amin’ny Séraphins💙

Ka izao, tandremo fa ny toerana ato amin’ny S6 !!!! Izahay koa efa tena maika ery ny handray anareo ka aza miandry ela ary e!!!

Toerana: Les Séraphins S6: Bemasoandro - Itaosy (Face Horizon Itaosy)

🎉💙 S6 HORIZON ITAOSY OUVRE SES PORTES ! ✨Une belle nouvelle n’arrive jamais seule ! 🥳 Après l’ouverture de notre établis...
01/08/2026

🎉💙 S6 HORIZON ITAOSY OUVRE SES PORTES ! ✨

Une belle nouvelle n’arrive jamais seule ! 🥳 Après l’ouverture de notre établissement S7 à Ambohimamory, nous sommes très heureux de vous annoncer l’ouverture de S6 Horizon Itaosy à Bemasoandro Itaosy (Face Horizon Itaosy) ! 🎊

Fidèle aux valeurs des Séraphins depuis plus de 35 ans, ce nouvel établissement accueille vos enfants dans un cadre chaleureux, bienveillant et adapté à leurs premiers apprentissages. 🌱✨

👶 Inscriptions ouvertes pour les classes de :
🎒 TPS • PS • MS • GS

💛 Les places sont très limitées ! Venez dès l’ouverture réserver la place de votre enfant et rejoindre la grande famille des Séraphins. 🤗

📅 Ouverture du bureau d’inscription : lundi 03 août 2026
🕗 08h00 - 11h30 | 14h00 - 16h30

📍 S6 Horizon Itaosy – Bemasoandro Itaosy (Face Horizon Itaosy)
📞 038 01 021 16

✨ Nous avons hâte de vous accueillir et d’accompagner vos enfants dans leurs premiers pas vers une belle réussite scolaire ! 💙🎒

Address

Itaosy
Itaosy
102

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 12:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les Séraphins posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category