11/07/2025
TONGA ARY NY FOTOANA ⏳🕖
"FARADOBOKA BACC2025"
Aty aminay no misy ny ‘final key’ ho an’ny BACC. Avia fa tsy ho diso fanantenana ianao!👌👌
Manome toky izahay fa raha hiatrika ianao dia hahavita sy ho AFAKA! 💪💪