Preparation bacc

Preparation bacc Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Preparation bacc, College & University, Itaosy.

𝐎𝐟𝐟𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐛𝐨𝐮𝐫𝐬𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐟é𝐝é𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐑𝐮𝐬𝐬𝐢𝐞𝐀𝐧𝐧é𝐞 𝐮𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞 2023-2024
20/11/2022

𝐎𝐟𝐟𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐛𝐨𝐮𝐫𝐬𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐟é𝐝é𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐑𝐮𝐬𝐬𝐢𝐞
𝐀𝐧𝐧é𝐞 𝐮𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞 2023-2024

Etude de fonction pour le terminale
01/10/2022

Etude de fonction pour le terminale

Ho anao mbola maniry ny handrato fianarana eny amin'ny anjerimanontolo dia mbola misy hatrany ny sallon d'étudiant ao am...
04/09/2022

Ho anao mbola maniry ny handrato fianarana eny amin'ny anjerimanontolo dia mbola misy hatrany ny sallon d'étudiant ao amin'ny publication ao ny momba2 izany

SEANCES DE RATTRAPAGE: raha tsy tafandalo ianao tamin'ny Journées Portes ouvertes Faculté d'Economie, de Gestion et de Sociologie (Faculté EGS) tamin'ny fiandohan'ny volana Septambra teo na mbola te handrato vaovao fanampiny mahakasika ireo fianarana azo atao eto amin'ny Faculté EGS sy ny fidirana amin'izany : tongava manatrika/mitsidika ny SALON DE L'ÉTUDIANT 2022 izay atao ety amin'ny Université Antananarivo (Ambohitsaina, Ankatso) ny 07 sy 08 septembre.
Hanana stands amin'izany ny avy ato amin'ny Faculté EGS.
Averina eto ihany koa ny rohy ahitana ireo pitsopitsony tsara ho fantatra momba ny Tests d'accès hidirana L1 Economie, L1 Gestion ary L1 Sociologie, izay ho atao ny 05, 06 ary 07 oktobra 2022: https://www.facebook.com/104967260945582/posts/808848510557450/

Raikitra ity zareo ah ho anao zandry zoky maniry ny hanoy fianarana eny amin'ny Université d'Antanabarivo ka maniry hana...
30/08/2022

Raikitra ity zareo ah ho anao zandry zoky maniry ny hanoy fianarana eny amin'ny Université d'Antanabarivo ka maniry hanaraka ireto lalam-pihofanana ireto "economie gestion ary sociologie" dia manomboka anio ny salon d'étudiant koa manasa anao hiakatra eny raha te hahazo renseignement mahakasika izany
Ho an'ireo zay tsy afaka makeny kanefa te hahafantatra dia tongava amin'ny hafatra miafina fa ho azavaiko ny mahakasika izaby

/
Stands d'information (Test d'accès en L1 Economie/Gestion/Sociologie, formations en présentiel ou à distance, formations à vocation recherche/ à vocation professionnelle, poursuite/reprise des études en Master/Doctorat, Guichet unique d'inscription, ...) et diverses animations de 9h à 17h (Parking EGS, Ankatso).

AU PROGRAMME:

👉 Conférences d'orientation et différentes séances explicatives par les différents Responsables de formation (matinée)
👉 Animations socio-culturelles par les étudiant(e)s de la Faculté EGS ( de 13h à 17h ) dont un concours de "super bouffeur"
👉 en parallèle, un Séminaire culturel / DINIKA SY HIRA, en présence de Dama et Bekoto qui vont jouer quelques morceaux, aura lieu au Grand Amphi à partir de 14h:"Ny hiran'ny Tarika Mahaleo, miara-dia amin'ny tantara sy ny fivoaran'ny Fiarahamonina"


👉 Conférences d'orientation et différentes séances explicatives par les différents Responsables de formation (matinée)
👉 Animations socio-culturelles par les étudiant(e)s de la Faculté EGS ( à partir de 13h ) + SHOW CASE de Mr SAYDA


👉 Conférences d'orientation et différentes séances explicatives (matinée)
👉 Assemblée Générale de la Mention Gestion à 12h30 au Grand Amphi pour préparer le 50ème anniversaire et la sortie de promotion (invités: enseignants, PAT, actuels et anciens étudiants,...)
👉 Animations socio-culturelles par les étudiant(e)s de la Faculté EGS ( à partir de 13h ) + SHOW CASE de MALM MARTIORA

📸: début des installations (Lundi 29/08)

Salama ireto misy torolalana ho anao te hanohy fianarana any ivelany na vao afaka bacc na efa mianatra eny amin'ny Unive...
29/08/2022

Salama ireto misy torolalana ho anao te hanohy fianarana any ivelany na vao afaka bacc na efa mianatra eny amin'ny Université
Conabex

Test d'accès à la faculté de Droit et de la Science Politique ✅ fin d'insciption: 9 septembre 2022Dia ireo ambany ireo n...
26/08/2022

Test d'accès à la faculté de Droit et de la Science Politique
✅ fin d'insciption: 9 septembre 2022
Dia ireo ambany ireo ny andinindininy mahakasika azy dia mirary soa ho anareo maniry hanao izany

Concours agronomie ankatso Ireo andinindininy mahakasika ireo zavatra tokony hilaina Mazoto dia bonne chance daholy
25/08/2022

Concours agronomie ankatso
Ireo andinindininy mahakasika ireo zavatra tokony hilaina
Mazoto dia bonne chance daholy

21/08/2022

Salama daholy nanokatra ity page ity ny tenako ahafahatsika mifanampy ho anareo zandry haka bacc. Hifampizara sy hifanampy amin'izay mahasoa isika koa aza adino ary ny miabonner sy mij'aime ny page

Address

Itaosy
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Preparation bacc posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Preparation bacc:

Shortcuts

Share