Ainga'ny poeta

Ainga'ny poeta Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ainga'ny poeta, College & University, Itaosy.

Tantara mitohy arahintsika eto amin'ny pejy manomboka izao….             ⌛ NOFY MAHAGAGA⚡⚔️
08/05/2023

Tantara mitohy arahintsika eto amin'ny pejy manomboka izao….

⌛ NOFY MAHAGAGA⚡⚔️

16/02/2022
zara-kanto
01/12/2021

zara-kanto

ILAY TANAMBOKOVOKOIndro tazako ilay tanambokovoko,ilay marika tsy ho voakosok mandrakizay,ilay mpitondra hafatra miterak...
21/10/2021

ILAY TANAMBOKOVOKO

Indro tazako ilay tanambokovoko,
ilay marika tsy ho voakosok mandrakizay,
ilay mpitondra hafatra miteraka fahatsiarovana ato am-poko,
Namoha ireo alahelo sy tamberina nivohatra ho tsiahy.

Indro ilay tanambokovoko namela olatra maharary,
Namela takaitra iray anaty ka nampiposaka alahelo.
Ireo izay nahita dia mitanondrika mahatsiaro ireo sary,
tsy afaka ato am-poko fa isa-minitra no injao manelohelo.

Indro ilay tanambokovoko toa mpamafa ireo vita,
Kanefa koa mpitondra embona mandoaka.
Toa manambara fa ilay malalanao iny tsy ho hita,
Ka milatsaka ny ranomaso, toa te hiteny fa tsy maloaka.

Dihary Hasina Fanalah.

20/10/2021

Dihary Hasina Fanalah

20/10/2021

Miarahaba tompoko, ity pejy ity dia natao sy natokana ho an'ireo poeta na mpanoratra, ary koa ho an'ireo izay liana amin'ny asa soratra, ka azonao atao ny mandefa sy manaparitaka ny asa soratrao ato, saingy tsy azo atao kosa ny manaparitaka zavatra ankoatrin'ny asa soratra, misaotra indrindra tompoko!

Address

Itaosy

Telephone

+261342236280

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ainga'ny poeta posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share