19/08/2026
โ ๏ธ ๐๐๐ผ๐๐๐๐ผ๐๐ผ ๐๐ ๐๐ผ๐๐๐-๐๐ผ๐๐๐๐ฟ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ
Fanentanana ny taranaka rehetra
๐๐ฎ ๐๐๐จ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐ค, ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ ๐ ๐ข๐๐ซ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐, ๐ฃ๐ฎ ๐ฏ๐๐ฃ๐๐ ๐ ๐๐ข๐๐ฃ-๐๐๐๐๐ฃโ๐ผ๐ฃ๐๐ง๐๐๐ฃ๐, ๐๐ง๐๐ค ๐ฉ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ ๐ ๐ผ๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐ ๐๐จ๐๐ข-๐๐ค๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐จ๐ฎ ๐๐จ๐๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐, ๐๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐ค๐ข๐ฅ๐ค๐ฃ-๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐, ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐๐ข๐ฅ๐๐๐๐๐๐ฃ๐ dia samy manana andraikitra aminโny fiarovana ny vohitra,ny rova, ny lapa,ny fanasinana, ny doany ary ireo toerana manan-tantara maro.
Ny fanajana ny Razana manan-tantara sy toy Razana vazimba, Andriamanjaka,Ombiasy, ny toerana masina ary ny lova ara-kolontsaina dia anisanโny maha-izy antsika Malagasy . Tsy tokony hohadinoina fa firenena maro koa no mitandrina sy miaro ireo toerana manan-tantara sy ireo lova navelanโny razany.
๐ฌ๐ง Royaume-Uni ๐ช๐ธ Espaina ๐ฏ๐ต Japon ๐น๐ญ Thaรฏlande ๐ฐ๐ญ Cambodge ๐ง๐ช Belzika ๐ณ๐ฑ Pays-Bas ๐ฉ๐ฐ Danemark ๐ธ๐ช Soeda ๐ณ๐ด Norvezy ๐ฏ๐ด Jordanie ๐ฒ๐ฆ Maroka ๐ธ๐ฆ Arabie Saoudite ๐ด๐ฒ Oman ๐ง๐น Bhoutan ๐ฑ๐ธ Lesotho ๐ธ๐ฟ Eswatini ๐น๐ด Tonga
๐ ๐๐๐๐
๐ผ๐๐ ๐๐๐ผ๐-๐๐ผ๐๐๐๐๐ผ, ๐๐๐ผ๐-๐ฝ๐๐๐๐๐๐ผ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ผ
โข Tsy tokony hisy fidirana ao aminโny vohitra na toerana manankasina raha tsy fantatra sy ekenโny tompon-toerana.
โข Raha tsy mazava, tsy marim-pototra na tsy azo hamarinina ny anton-dia, dia tsy tokony hampidirina ilay olona.
โข Tokony hisy takelaka mampahafantatra mazava ny fitsipika, ny fomba amam-panao ary ireo fady mihatra aminโilay toerana.
โข Tsy maintsy hajaina ny fomban-tany, ny fomban-drazana ary ny hasin-toerana.
โข Izay tsy manaiky hanaja ireo fepetra napetraky ny tompon-toerana dia tsy tokony hiditra.
๐ฟ ๐๐๐ ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ ๐๐๐๐๐ผ ๐๐ผ ๐๐๐ผ๐๐๐๐ผ๐๐ผ
Tsy midika ho fanakanana olona tsy aminโantony izany.
Tanjona ny hisorohana ny fidiranโolona manana anton-dia ratsy , indrindra taorianโireo tranga fanimbana sy fahasimbana efa nitranga taminโny toerana sasany.
Aleo mailo sy hentitra dieny izao, toy izay hifanome tsiny rehefa efa nisy fahavoazana lehibe.
๐ก๏ธ ๐๐๐ผ๐๐๐๐ผ๐๐ผ ๐๐๐๐ฝ๐๐๐ผ๐๐ผ
Raha misy antony manokana tsy maintsy idirana aminโny vohitra, lapa, doany na rova, dia azo ampiharina ny fangatahana alalana manokana ( ๐ฅ๐ง๐ค๐๐ช๐ง๐๐ฉ๐๐ค๐ฃ) indrindra aminโireo taranaka mivantana sy tompon-toerana.
Ny fiarovana ny Rova, Lapa Masina, Doany ary Vohitra dia andraikitra iombonana tokony asiana sรฉcuritรฉ ary cotisation isaky ny mpanasina .
Ny fidirana aminโireny toerana ireny dia tsy maintsy miaraka aminโny tanjona mazava , fanajana ary fifehezan-tena .
โ ๏ธ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ผ๐๐ผ ๐๐ผ๐๐ผ๐๐๐ผ๐๐ผ ๐๐ผ๐๐๐
Toerana manan-tantara sy mitondra hasina ireny. Tsy tokony ho tsapatsapaina, tsy tokony hampiasaina aminโny fomba tsy voafehy fa indraindray samy mpanasina no mifampiantsy noho ny fifampialonana.
๐๐ญ๐ฆ๐ฐ ๐ฎ๐ช๐ด๐บ ๐ง๐ช๐ต๐ด๐ช๐ฑ๐ช๐ฌ๐ข ๐ฎ๐ข๐ป๐ข๐ท๐ข ๐ด๐บ ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ซ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ฆ๐ฏ๐ต๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฅ๐ช๐ฆ๐ฏ๐บ ๐ช๐ป๐ข๐ฐ, ๐ฎ๐ฃ๐ข ๐ฉ๐ข๐ฉ๐ข๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ต๐ข๐ณ๐ข๐ฏ๐ข๐ฌ๐ข ๐ฎ๐ฃ๐ฐ๐ญ๐ข ๐ฉ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ฐ๐ท๐ข ๐ด๐บ ๐ฉ๐ข๐ฏ๐ฌ๐ข๐ง๐บ ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ญ๐ฐ๐ท๐ข ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ณ๐ข๐ฉ๐ข๐ต๐ณ๐ช๐ป๐ข๐บ.
Arovy ny Vohitra.
Arovy ny Tranobe
Arovy ny lapa
Arovy ny fanasinana
Arovy ny Doany.
Arovy ny Hasin-tanindrazana.