07/09/2023
On vous a promis que vous pourriez maitriser le français en une semaine?
Cela a marché? Tant mieux pour vous !!
Ceci s'adresse à ceux qui veulent s'enrichir et approfondir leurs connaissances en langue française dans un environnement de pratique et de partage🤞🏼❤️ouvert à tout public❕❕❕
Nous aurons des" moment de partage, groupe de parole, débat , scketch ... discussion autour d'un café ... "✨
Tianao ve ny hifehy ny fiteny frantsay?🤩
Tsy ao anatin'ny fotoana fohy no anaovana izany,ary mila fahazotoana sy faharetana ary indrindra fanazaran-tena.
Izahay dia vonona hanampy anao, n'inon'inona mari-pahaizana anananao.
Afaka mianatra isanandro, ary miovaova ny fomba fianatra mba hahaizanao mifehy ny rehetra, indrindra fa ny " fluidité ".
🍒Hisy " moment de partage, groupe de parole, débat , scketch ... discussion autour d'un café ... " 🍒
✔️Efa manomboka ny fisoratana anarana, 032 40 679 74 afaka miantso na koa mandefa hafatra ao amin'ny whatsapp🤗
✔️Droit d'inscription et test de niveau 15000 Ar.