09/02/2025
L.E.L.B-IHOSY
IHOSY MORARANO HIGH SCHOOL
Isaorana ny Avo indrindra ary voninahitra ho anay mpampianatra miteny Anglisy ato amin'ny L.E.L.B - lHOSY ny Sabotsy 8 Febroary 2025 ny fitsidihana nataon'i Jao sy Luc izay Amerikanina manao asa eto lhosy, faritra Ihorombe.
Nampahafantatra ireo mpianatra ny faha zava-dehibe ny fahaizana miteny Anglisy izy ireo ary ireo fomba fianarana azy.