CVFP - Centre Vincentien de Formation Professionnelle

CVFP - Centre Vincentien de Formation Professionnelle La première filière porte sur l'agriculture et l'élevage.

Situé sur le campus de Marillac à Fort-Dauphin (Tolagnaro), le CVFP propose une formation professionnelle d'un an dans des domaines à forts débouchés, pour des jeunes de 15 à 25 ans.

22/07/2026
Miezaka hantrany🐔🐤 🍅🥬🥕🌴🏝️Fizaran'asa CVFP
21/07/2026

Miezaka hantrany🐔🐤 🍅🥬🥕🌴🏝️

Fizaran'asa CVFP

Misokatra ny fisoratana anarana hoan'ny Andiany faharoa aFormation+ fizàrana asa amin'ireo entreprise sy ferme eto amin'...
17/07/2026

Misokatra ny fisoratana anarana hoan'ny Andiany faharoa a

Formation+ fizàrana asa amin'ireo entreprise sy ferme eto amin'ny faritra na any amin'ny faritra hafa .

Aza tara Ary fa voafetra ihany toerana .
Fanazavana fanampiny :
038 34 254 33/0342940940

Semaine 3:"Ny fampiharana no lalana mankany amin'ny fahaiza-manao sy ny maha matihanina." 🌿
11/07/2026

Semaine 3:

"Ny fampiharana no lalana mankany amin'ny fahaiza-manao sy ny maha matihanina." 🌿

zara sary mandritra ny Stage herinandro fahatelo Poule pondeuse, Kuroller, akoho gasy , poulet de chair Ny asa anio no m...
01/07/2026

zara sary mandritra ny Stage
herinandro fahatelo
Poule pondeuse, Kuroller, akoho gasy , poulet de chair
Ny asa anio no manangana ny matihanina rahampitso." 🌱✨

Miditra 3é semaine  Zao CVFP en stage Ny fahaiza-manao dia mivelatra amin'ny alalan'ny fanazarana sy ny traikefa eny an-...
01/07/2026

Miditra 3é semaine Zao
CVFP en stage
Ny fahaiza-manao dia mivelatra amin'ny alalan'ny fanazarana sy ny traikefa eny an-tsaha."

Sary semaine 1 'ny stage CVFP🐔 « Mianatra anio, mampihatra rahampitso, ary manangana ny hoavin'ny fiompiana maharitra. »...
19/06/2026

Sary semaine 1 'ny stage CVFP
🐔 « Mianatra anio, mampihatra rahampitso, ary manangana ny hoavin'ny fiompiana maharitra. »

Andro feno fifampizarana sy fianarana teo amin'ny sehatry ny fiompiana sy fambolena ary fiarovana ny tontolo iainana.Nan...
05/06/2026

Andro feno fifampizarana sy fianarana teo amin'ny sehatry ny fiompiana sy fambolena ary fiarovana ny tontolo iainana.
Nandritra ny fitsidihana dia nisy ny fampiharana , fifanakalozana traikefa sy teknika ho fanatsarana ny famokarana légumes. Misaotra indrindra tamin'ny fandraisana sy ny fiaraha-miasa. Farm

zezika kankana 🥬🥬🥬🌱 “Fampiharana nataon’ny mpianatra : ny zezika kankana no antoky ny vokatra tsara, manatsara ny tany,a...
23/05/2026

zezika kankana 🥬🥬🥬
🌱 “Fampiharana nataon’ny mpianatra :
ny zezika kankana no antoky ny vokatra tsara, manatsara ny tany,aram-pahasalamana ary manaja ny tontolo iainana.” ♻️🌾

👉 Eto no ambolena ny fahombiazana :fahaiza-manao + fikirizana + fitiavana ny asa 💪🔥
10/05/2026

👉 Eto no ambolena ny fahombiazana :
fahaiza-manao + fikirizana + fitiavana ny asa 💪🔥

Address

Marillac
Fort-Dauphin

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CVFP - Centre Vincentien de Formation Professionnelle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category