11/06/2026
⚽🎉 Lanonam-panokafana ofisialy sy ny lalao fanokafana ny fifaninanana maneran-tany ny lalao baolina kitra 2026 🌍🏆:
🇲🇽 Mexique 🆚 🇿🇦 Afrique du Sud
📅 Anio Alakamisy 11 Jona 2026
🕗 Amin’ny 08 ora alina
📍 Eo anoloan’ny Lapan’ny Tanànan’ny Kaominina Ambonivohitr’i Fort-Dauphin