Les"SERY Anosy"

Les"SERY Anosy" Pièce théâtrale radiophonique,scénique,film,chants,spot audio et vidéo,humour,sketch,jeu et sport traditionnel...arts et autres

Andao hidoboky farany miaraky amin'i LIVERA BEVAZAHA Numéro 02 ampasimasay à 16h00 miarak'amin'i BLAIZE.
09/12/2024

Andao hidoboky farany miaraky amin'i LIVERA BEVAZAHA Numéro 02 ampasimasay à 16h00 miarak'amin'i BLAIZE.

Fiarahabana antsika mankafy les Sery anosy...
20/05/2022

Fiarahabana antsika mankafy les Sery anosy...

Hikatroky tsy ho ELA sasy tsika ry Sery a....
19/03/2022

Hikatroky tsy ho ELA sasy tsika ry Sery a....

Birao Les SERY Anôsy: eo antaninarenina amorondalana akaiky birao fokontany!fanazavana:  034 49 044 82 /034 01 148 10(hi...
18/07/2021

Birao Les SERY Anôsy: eo antaninarenina amorondalana akaiky birao fokontany!fanazavana: 034 49 044 82 /034 01 148 10(hisy fampandrenesam-pivoriana ho antsika SERY tantara sy SERY hira ary SERY tendry ato ho ato)

29/04/2021

Efa an-dohalika ny ranom-bary!tsy tana intsony fa feno manodidina ny tananan'i faradofay ny valan'aretina COVID-19!mandainga izay mandàna izany!AZA KIVY ISIKA NA IZANY AZA FA MAHEREZA HATRANY AMIN'NY FANAJANA NY ELANELANA SY SASATANANA ,GEL SY AROVAVAORONA...Mirary fahasitranana ho antsika tratra rehetra..

11/02/2021

Ho antsika LES SERY(THEATRE) ANOSY rehetra sy ireo avy ao amin'ny 2AFU Project dia ilazana fa amin'ny ASABOTSY 13 Febroary ho avy izao no ho tanterahana ny FIOFANANA FANATEVENAM-PAHALALANA HO AN'NY MPILALAO TANTARA AMIN'NY ANKAPOBENY!
ORA: @ 8:00
Toerana: VONIM-BOLY HOTEL (eo amin'ny trois chemin Ecole BAMBINO tanambao).Ny MPIKATROKA SERY F.L.GILBERT dit RETSIVAITSY.

Address

Fort-Dauphin
614

Telephone

+261340114810

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les"SERY Anosy" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Les"SERY Anosy":

Shortcuts

Share