MIAHY Réseau Greenworld Fianarantsoa

MIAHY Réseau Greenworld Fianarantsoa

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MIAHY Réseau Greenworld Fianarantsoa, Lot 007SS/3608 Sahalava, Fianarantsoa.

21/01/2023

Mba hahatonga antsika hahafehy ireo vokatra voajanahary amin'ny fanatsarana ny fahasalamantsika dia manokatra taona 2023 @ alàlan'ny fiofanana indray isika anio Asabotsy 21 janv @ 9:15 hatr@ 11:15,
Eo Sahalava am-pitan'ny fanotoam-bary RG ny fotoana. Manasa antsika rehetra efa niofana na mbola sambany hiofana ho Tonga amin'io Ora io

20/10/2022

Hararaoty, Asabotsy 22 oct, CPE AMBATOMENA Fianarantsoa
🌳ny Greenworld ihany no manaiky ataonao tohatra fiakarana eo amin'ny fiainanao💚
Tongava miofana mba tsy hiafana👊

12/10/2022

Anio Alarobia ho an'ireo vaovao liana amin'ny fandraharahana Greenworld 🎯🌳

28/09/2022

Ho porofoina amintsika fa fihariana tsara sy madio ny "parrainage" na ny fampidiranao namana hisehatra ao amin'ny asa fahasalamana iarahana amin'ny Greenworld .

Anio tolakandro ny fanazavana feno ho anao

22/09/2022
26/08/2022

Ho antsika liana amin'ny fandraharahana matihanina mampihatra ny marketing de réseau

Photos from MIAHY Réseau Greenworld Fianarantsoa's post 12/06/2022
Photos from MIAHY Réseau Greenworld Fianarantsoa's post 12/06/2022

📣Fotoam-pambolena izao, mifarana hatreo ny olan'ny tantsaha raha ny zezika no resahina!
Hafaro ary ampiasao ny zezika voajanahary Greenworld, tombontsoa maro no ho azonao amin'ny fampiasana azy:
-Mora
-100% voajanahary
-Maharakotra velarana lehibe
-Mampitombo sy manatsara ny vokatra

👉Mampiofana izay liana izahay
👉Afaka manatona ao Sahalava Lot 007SS/3608 izay hividy mivantana
👉antsoy ny 0341673210 na ny 0324056890

Want your school to be the top-listed School/college in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Culinary Team

Attire

Telephone

Address


Lot 007SS/3608 Sahalava
Fianarantsoa
301