Prochaine rentrée pour le cours d'allemand (A1,A2): lundi 26 juillet 2021 à 14:30.
Inscrivez-vous vite et appelez le 0342459764.
Die Zukunft
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Die Zukunft, Cité boune Ampasambazaha, Fianarantsoa.
Rentrée 7 septembre 2020
Noho ny fangatahan'ny maro an'isa dia hisy ny "cours préparatoire" ho an'ny fanadinana izay hatao ny 29/04 sy 30/04 ho avy izao.
Manomboka ny larobia 03/04 izany ary ho an'ny A1 sy ny A2 ihany. Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny 0342459764 na 0344359764. Voafetra ny toerana.
Dans quelques semaines, à la demande des étudiants intéressés, le Centre de Formation et d'Apprentissage de la langue Allemande à Fianarantsoa ouvrira ses portes pour ceux qui sont intéressés à ses services.
Inscription ouverte du 20/12/2018 au 04/01/2019
Début de cours le 07/01/2019
Durée de cours 4 mois
Lieu d'examen à Fianarantsoa
Veuillez contacter 0342459764 ou 0344359764.
Partagez cette page.
Noho ny fangatahan'ny maro dia misokatra indray ny fisoratana anarana ho amin'ny fampianarana teny "allemand" eto Fianarantsoa. Toy izao ny andinindininy:
- fisoratana anarana manomboka izao ka hatramin'ny 04/01/2019
- miditra ny 07/01/2019
- mianatra in-3 isan-kerinandro
- toeram-panadinana eto Fianarantsoa.
- faharetany 4 volana
- mpampianatra efa za-draharaha
Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia antsoy ny 0342459764 na ny 0344359764.
Partagez cette page.
Salama daholo.
Mbola mitohy ny fisoratana anarana ho an'ny fampianarana teny allemand niveau A1 sy A2 hatramin'ny 02/11.
Manomboka ny 05/11 ny fianarana.
Antsoy ny laharana finday: 0342459764 na 0344359764.
Salama tompoko.
Misokatra indray ny fisoratana anarana ho an'ny andiany manaraka amin'ny fampianarana teny allemand eto Fianarantsoa. Manomboka ny alatsinainy 15/10 ka hatramin'ny zoma 19/10 izany, ary manomboka ny 05/11 ny cours.
Voafetra ny toerana.
Die Zukunft, die deutsche Sprachkursabteilung in Fianarantsoa, freut sich hiermit, Ihnen einen neuen Sprachkursbeginn anzubieten.
Dauer: 14 Wochen
Beginn: am 2. August 2018
Termin: von Montag bis Freitag, um 14:30 Uhr.
Weitere Informationen: bitte die Nummer 0344359764 oder 0342459764 anrufen.
Danke.
Le Centre de Formation et d'Apprentissage de la langue Allemande (CFAA) FIANARANTSOA vous offre une nouvelle rentrée pour une deuxième promotion au profit des étudiants qui veulent encore apprendre l'allemand dans le plus bref délais, en vue d'obtenir le certificat du Goethe Institut. Merci de contacter le numéro: 034 79 304 02 / 034 43 597 64
21/10/2017
L'affiche...
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Telephone
Website
Address
Cité Boune Ampasambazaha
Fianarantsoa
301